mitady olo_tiana matotra

101. ikaretsaka ( 09/12/2004 05:20)
aza miady lehiretsy fa bisoubisou minou \"mumu\" de le 1 @ alina vao atolotra an :-*
102. fijo ( 09/12/2004 20:51)
mahay miresaka koa ianareo izany ka
103. ikaretsaka ( 10/12/2004 00:11)
omeo ny vatana omeo ny molotra di ale 1 @ alina vao atolotra ..
(hira io an)
104. mumu ( 10/12/2004 10:27)
hira an\'iza kou zany?
105. mihanta ( 12/12/2004 17:14)
inn le iray am al vao atolotra?
hiran\'i samoela zany mumu fa le tonony tsy azoko loatra :-D
106. fijo ( 13/12/2004 21:58)
mumu an,tsara izany hira izany an.
107. mumu ( 14/12/2004 12:20)
mihanta za kou tsy mahazo tsara!
fijo hainao nga io hira io?
108. fijo ( 14/12/2004 22:32)
tsy haiko fa tiako
109. pamela ( 15/12/2004 11:14)
de efa nahita olona matotra ve hono lay nitady fa toa bla bla tsy hiota tsony hoe aiza 8O
110. fijo ( 15/12/2004 22:24)
pamela ve efa nahita an\'i anderson e
111. mihanta ( 15/12/2004 22:36)
pamela b sakafonjaza v zany ry fijo hihihihih
112. mumu ( 16/12/2004 10:36)
:-D :-D
113. fijo ( 16/12/2004 20:25)
mety ho izay.
114. pseudo ( 26/12/2004 22:57)
an an fa pamela sakan\'olon-dehibe ka! :-D
115. pseudo ( 26/12/2004 23:18)
ilaozanareo mikaretsaka lôtra de lasa ry xxx :arrow: tsy ra mbola mitady na efa nahavita! nahita mantsy e! teny latsaka hono mihinam-bary!
116. iarivo ( 27/12/2004 16:33)
Nareo angamba te-hanao x de mody be resaka eo :-P
117. mihanta ( 27/12/2004 17:02)
pseudo fa tahaka ny ahoana sa firy taona zany olondehobe zany :-D
118. pseudo ( 27/12/2004 19:39)
mihanta> ny tôna lo eo ihany fa ny volo no tena ahafantarana azy saingy misy ny miroborobo fatratra tsy ilàna zezika akory ao ko ny mihintsana tsy fahavaratra tsy maintany;samy marika ny fahalehibeaza avokoa zany.
\"pamela sakafon\'olon-dehibe no izy\"
119. fijo ( 27/12/2004 20:56)
ka za izany olon dehibe dia te hisakafo ko.sao mba mety pamela
120. mumu ( 29/12/2004 07:55)
mivarotra vary nga pamela ry fijo??? sa sakafo inona zany???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0879