mamenatra

1. xxx ( 30/10/2004 04:33)
mamenatra na tsy président tsony aza izy :oops:

http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?8,317071
novalian'i papaweks ny 15/05/2005 14:16
2. fatsoraly ( 30/10/2004 06:02)
mivavaha ho azy e :D
3. ikaretsaka ( 30/10/2004 12:51)
fa dia maninona loatra no efa hatr@ izoa dia mbola manao ny sy aradalana ihany e
4. kitjo ( 30/10/2004 17:30)
Any zany! :{
5. yonikafopl ( 01/11/2004 17:02)
ramaso raha ny volam-panjakana no nividianany azy :-P :-D
6. fijo ( 02/11/2004 00:02)
ka io efa haretintsaina mihintsy ka.satria izy mbola antsoina hoe \"mose le presida\" dia mbola mihevitra fa tokony hafaka hampiasa izany.
7. ikaretsaka ( 05/11/2004 04:56)
tena aleo ilay heo andriamatoa Filou raha izany le
8. kitjo ( 07/11/2004 09:19)
:-D :-D :-D :-D :-D
ty Ika ty oaa tttssss
Efa tokon ni dodo enao ngamba t@ io :-P
9. fijo ( 09/11/2004 23:51)
e nareo an
10. fijo ( 10/11/2004 22:58)
o ravorondreo o.
11. kitjo ( 12/11/2004 07:19)
manin njay zao zay :-P
12. nananie ( 24/11/2004 17:41)
hihihihi :-D
13. ikaretsaka ( 24/11/2004 19:45)
fa maninona ary zay le?
14. fijo ( 24/11/2004 22:03)
manao hoe reo reo reo.
15. fandrika ( 18/04/2005 12:54)
manahoana daholo e!

@ankapobeny ny zavatra atao rehetra dia mahamenatra daholo raha tsy hay ny mandanjalanja azy araka ny tokony ho izy . Eny na @ fomba firesaka,fiteny,fihaino,fisainana,fiankanjo,fisakafoanana ka tokony ahay hitandrina tsara avokoa ny tsirairay.
16. papaweks ( 15/05/2005 14:16)
:lol: :idea: :°) ^^ :{ :evil: :evil:
:evil:
Mose le prezidz Kabaka b io fa reshana fa manjary misy VAY eo ny vavan'lisany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1168