Fandehanana any ANTSIRABE

1. naritsimba ( 26/10/2004 13:10)
Toy izao ary ny zavatra tapaka momba ny fandehanana any Antsirabe:
Rehefa nodinihana ny vola lany rehetra @ Frais sy sakafo ary ny trano dia: 100 000 fmg/pers no aloan\'ny tsirairay.
Mahandro sakafo isika amin\'io. Samy mitondra ny vary sahaza azy avy(vary manta io an).
-Aloa mialoha ny saran-dalana (50 000 fmg)sady misoratra anarana.
-Ny vary dia aoka mba ho vary efa voatsimpona tsara.
-Ny toerana ipetrahana dia any @ FOFI taloha.
-Mitondra lamba firakotra sy fitaovam-pihinanana(Lovia, sotro, vera sns)
-Ny fiaingana dia ny Zoma 5 Novambra @ 7 ora hariva eo Ambohijatovo ambany(Tsangambato MDRM)
Ny farany fandraisana ny saran-dalana sy ny fisoratana anarana dia ny Alarobia 3 Novambra 2004.
Any @ ireto no fisoratana anarana:
-Voahirana 033 12 609 87 INSTAT porte 110 Anosy
-Mr RATSIMBA 22 222 55 / 22 308 23 poste 610 na 627 CeM Tsaralalana Service des Archives CeM Tsaralalana
Arakaraky ny habetsaky ny olona no mampihena ny fandaniana.
Manantena ny fandraisanao anjara.
Misaotra antsika rehetra.
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:08
2. mozart ( 26/10/2004 18:07)
Toy izao ary ny zavatra tapaka momba ny fandehanana any Antsirabe:
Rehefa nodinihana ny vola lany rehetra @ Frais sy sakafo ary ny trano dia: 100 000 fmg/pers no aloan\'ny tsirairay.
Mahandro sakafo isika amin\'io. Samy mitondra ny vary sahaza azy avy(vary manta io an).
-Aloa mialoha ny saran-dalana (50 000 fmg)sady misoratra anarana.
-Ny vary dia aoka mba ho vary efa voatsimpona tsara.
-Ny toerana ipetrahana dia any @ FOFI taloha.
-Mitondra lamba firakotra sy fitaovam-pihinanana(Lovia, sotro, vera sns)
-Ny fiaingana dia ny Zoma 5 Novambra @ 7 ora hariva eo Ambohijatovo ambany(Tsangambato MDRM)
Ny farany fandraisana ny saran-dalana sy ny fisoratana anarana dia ny Alarobia 3 Novambra 2004.
Any @ ireto no fisoratana anarana:
-Voahirana 033 12 609 87 INSTAT porte 110 Anosy
-Mr RATSIMBA 22 222 55 / 22 308 23 poste 610 na 627 CeM Tsaralalana Service des Archives CeM Tsaralalana
Arakaraky ny habetsaky ny olona no mampihena ny fandaniana.
Manantena ny fandraisanao anjara.
Misaotra antsika rehetra.
izay mila fanazavana fanampiny dia manontania ihany koa an\'i Mozart 033 14 515 17, cybercafe BEVOLA Ambohipo
3. ravatorano ( 27/10/2004 08:07)
:D misaotra anareo namana mikarakara izao fandehanana any izao ary dia manainga sy manentanana antsika namana rehetra mba handeha eh
4. admin ( 27/10/2004 09:18)
Taratasy tany amin\'i mozart


salut daholoan! tafaresaka zahay sy Naritsimba fa efa manetsika ny namana ety @ faritra Ambohipo ety ihany koa ny tenako, mozart, @ alalan\\\'ny fametrahana affichage eto @ cyber iandraiketako, ka tiako ihany koa raha mba manao toa io izay mitazona cyber any ho any(fyjl.....) @zay manko mba afaka manampy isa ny namana handeha io! tsy haiko aloha raha mety le hevitra na tsia e!!!!! raha misy mila fanampiny dia Mr RIJA 033 14 515 17zay fa misaotra betsaka
5. voahirana ( 27/10/2004 10:02)
salut daholo !!! dia faly manentana antsika izay maniry ny handeha ho any Antsirabe ary mba hisoratra anarana ao @ireo adiresy nomena ireo afaka manontany ianao raha misy tsy mazava fa dia manantena ny mba handraisanao anjara hiaraka aminay e!!!!
Dia misaotra an\'ireo izay efa nisoratra anarana sahady ary an!! fa dia mino izahay fa ho maro isika no handeha
6. aidan ( 27/10/2004 10:07)
Dia misaotra antsika izay handeha izany fa izahay handeha eeeeee!!!!!!!!!!
7. naritsimba ( 27/10/2004 10:57)
Ho ezahina ho alaina \"film\" daholo ny zavatra rehetra amin\'io manomboka aty Ambohijatovo ka hatrany Antsirabe ary mandra-piverina aty Tana ny Alahady hariva.
Hisy ihany koa ny fangalana sary.
Koa misorata anarana mialoha fa tsy voafetra ny toerana.
Tsy hanenina ianao, ary hitombo ny namanao.


8. ralay ( 27/10/2004 16:11)
Mazotoa ry zalahy fa tena mahafinaritra mihintsy ny ataonareo izao dia mazahoa fahafinaretana daholo e ho tsara mandroso sy ho tsara miverina. Dia hitondrao voandalana izahay aty lavitra sy ireo izay tsy afaka mandeha e
9. fijo ( 27/10/2004 20:10)
miandry sary izahay ary e
10. bichette ( 28/10/2004 09:56)
ataovy sary manja dia mba asiana comment\' e !
11. herylo ( 28/10/2004 10:04)
Zay no tapaka t@ fivoriana izany dia 100 000 mille isan\'olona miaraka @ sakafo sy ny kojakoja rehetra zany.
Iangaviana isika namana izay andeha mba hivatsy kilalao hialamboly izay manana, ary ny tena tsara kokoa raha mahita dia baolina no hoentina volley, basket ,hand, foot mety daholo.
Tongava maro fa dia hifaly isika @ io eh! :D
12. fijo ( 28/10/2004 20:40)
ary ny kanety be
13. blackman ( 29/10/2004 09:37)
sali daholo, ny momba ilay any Antsirabe izay tapky ny rehetra dia mety aminay dia any Antsirabe indray izany ny fotoana .

dia ny momba ilay revy any amiko @ ity farany volana ity dia tsy hafaka aho fa misy zavatra hataoko @ ity Week end ity fa @ manaraka indray manao misimisy !
14. xxx ( 29/10/2004 09:42)
za koa andeha
15. wilson ( 31/10/2004 15:03)
zah alou amin\'io dé hitondra garida osy na ouisky farafaharatsiny mba kivé blà
16. ikaretsaka ( 31/10/2004 22:47)
ijery an\'i bira ny atao any fa tsy hijery olona mamo aloha na izany aza an
17. hery ( 01/11/2004 08:06)
sosokevitra kely fotsiny... ampitao amin\'ny gazety fa hivoaka gazety nareo :-) tena kôzy io an.
18. fijo ( 01/11/2004 22:20)
mba rehefa tsy mamo vao maka sary amin\'ny gazety ary.na rehefa midoboka dia mba toa hoe manao pozy dodo i lery.
19. ravatorano ( 02/11/2004 07:27)
misaotra anareo namana manipy hevitra eto na ny lavitra na ny akeky ary dia mbola isaorana koa ianareo izay mirary soa.
Ho maro tokoa ny ho tonga any fa mbola misy namana misalala ihaany fa tsy mazava aminy foana hatramin izao ny tena fandehany ka izay mijery an ity forum ity dia efa isy laharana phone ireo koa dia afaka miantso an ireo namana ireo izy.
Efa nisokatra ela ny fisoratan anarana fa sia isika no andrasana.
20. naritsimba ( 02/11/2004 09:25)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Angatahana isika izay handeha rehetra mba hisoratra anarana sy handoa ny saran-dalana fara fahatarany rahampitso hariva hatramin\'ny 3 ora sy sasany @ ireo olona voalaza anarana ery ambony ireo mba ahafahana mamandrika ny fiara ho entintsika any fa maintsy hanao autorisation ny tompon\'ny fiara vao afaka mandeha mankany Antsirabe.
Dia mbola mamerina ny fanentanana antsika namana rehetra eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2503