dia tena tsy hita ve? aaaaiza! tsss...

1. fatsoraly ( 26/10/2004 11:17)
Mbarakaly jiaby e!
Tafaverina eto @ serasera indray i Fatsoraly rehefa tsy hita herinadro vitsivitsy.
Ny voan-dalana tsy dia vaoniny loatra fa somary raviny malefadefaka ihany. hahaha!

1) Nanome vary antsika ny Karana havana avy any Pakistan
2) Karana namana ihany koa no misahana ny famatsian-drano ny any @ faritra atimo
3) Nankalazaina t@ Asabotsy teo ny \"indian festival\"
4) mahazo mandeha ve ny karana @ ilay fitsangatsanganana @ volana Vonembre?



Fa ity fahadimy no tena mahalasa saina:

5) Nankaiza ilay sambo GASIKARA? Maro ny tsaho nandeha tetsy sy teroa. Misy ny siosio fa hoe nitondra mercury hono e, nitondra uranium hono e,...bla bla bla.

Nefa eto Madagasikara tsy misy Hg fa fitaka daholo? Mety nitondra uranium tokoa ve? Dia tsy ho fantatra ve hoe nankaiza raha izany? Jereo fotsiny hoe iza avy ireo firenena mpamokatra uranium dia araho akaiky hoe iza ireo mpividy?

Bla bla bla sy eritreritra daholo izany fa raha te ahafantatra ny marina ianao dia manomeza kely e! Tsy omena ahy fa omeo ny tompona sambondanitra dia mividiana \"satellite images\" nandritry ny 20 andro taorian\'ny niaingan\'ilay sambo teo @ seranana.

Dia mba ilazao ny namana fa aza hadinoina an! Sa koa ianao tsy ho be teny fa \"mbola te ho ela velona\" araka ny tenin\'Ingahy Razanamasy G.W.?

vetivety indray aho dia iny no tsy hitanareo.....
novalian'i johanr ny 27/10/2004 21:23
2. fijo ( 26/10/2004 20:51)
ny karana aloha dia tapadoha e.
io resaka sambo very io letsy ,tamin\'ny fotoana nanaovako ny famaranana ny fianarako no niseo an.ary momba ny fitanterana andranomasina no nataoko.ka dia mahalala olona mahay momba izany maro aho,saingy tsy misy na iray aza mahalala izany resaka izany.
3. johanr ( 27/10/2004 21:23)
Inn hono zany resak\'zany k\'le?
Mba zarao @namana eto e! na sombony ihany aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1828