Hody any an-tanindrazana

1. ralay ( 25/10/2004 16:03)
Mba mieritreritra ny hody any an-tanindrazana ve isika malagasy aty ampitan-dranomasina sa dia efa aty dia aty ny fiainana sisa rehetra
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:32
2. fanja1 ( 25/10/2004 17:28)
za alou ralay de tsy mieritreritra ny hijanona aty mihintsy, raha zao aza za no mety mahita asa mety ho sahaza ahy any de aleoko mody fa za tena leo ny aty e! nefa toa tsy ho possible zany ka aleo angamba hiandry ny retraite, fa hody ny tanjona e
3. yonikafopl ( 25/10/2004 17:47)
Raha toa moa ka mijanona aty am-pita dia inona no faty antoka raha mody any Dago dia inona no tombombarotra?
Raha toa ahy aloha dia Gasikara dia tanindrazako tiako foana e! fa raha aty no hahitako ny mahasoa hampety ny fiainako tsy hitako izay hodiako any, aty aho afaka mba manampy ireo havako mahantra, fa raha any aho inona no azoko atao? samy ho sahirana hitrongy vao homana any daholo, araka ny tenin\'i fanja1 hoe sarotra ny hahitana asa sahaza any, na mety hisy ny asa fa ny karama tsy ho araka izay eritreretina.Mba mampandroso ny tanindrazana koa ange isika aty @ fampidirana devises e!. Fa izay mahavangivangy hono tian-kavana , ka dia hovangivangiana matetika ny tanindrazana.
4. hents ( 25/10/2004 19:23)
j\'ai l\'intention de rentrer à mada bien sur dès que j\'en aurai l\'occasion, j\'ai 14 ans et je n\'ai vécu que 5 ans de ma vie à mada j\'adore mon pays et je voudrai y vivre aussi longtemps que j\'y pourrai (l)
5. ramoul ( 25/10/2004 19:45)
Zah alo ody mintsy zah ra misy SOLDE mintsy ny billet aty é!, fa zany we tsy hisy mintsy zany de tsy maintsy mijanona aty zah, befa mbola mety hisy okaz andehanako any
6. betroka ( 25/10/2004 20:43)
Mahazo mody ianareo rehetra zanako.
Tandremo anefa mampitombo isa ireo mpanao risoriso sy mpandray tsolotra.
7. fijo ( 25/10/2004 21:10)
ralay,heritreritra mipetraka tokoa io.raha za manokana aloha dia efa manomana izany izao e.
aoka isika hiova fisainana.tsy hitady asa sahaza vao mody fa mba hiezaka ny hanoriina izay zavatra azo hatao.
tsy miheritreritra ny hijanona aty mihoatra ny 6taona intsony raha izaho manokana.ampy izay.
8. fanja1 ( 26/10/2004 07:10)
fijo ! ka ny fiainana anie tsy vitan\'ny we za hody, de na tssy zvt atao aza any de handeha ihany aho e! refa tonga any tsy maintsy mihinana sy mitafy ary tsy maintsy mandoha ny factures rehetra kou! marina ny tenin\'i Yonikafopl hoe aleo za hijanona aty de afaka manampy ireo namana sy havana tsy tapaka any.Dia mba managona aty alou de mody avy eo; asa alou fa zay no eritreritro e!
9. chipie1 ( 26/10/2004 09:16)
za alou hody fa njaso ho avy ilay fotoana e! :-P
fanja1> za d\'ac aminio hvt njy io
10. jhouhlambout ( 26/10/2004 12:25)
Mamy ny mody na dia tsara aza ny afaka mandoha factures :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. bogosssy ( 26/10/2004 13:30)
tsy misy ohatrany mada ranga aa!
mbola tsy 2ans akory zaho no tonga dia efa te hahita ny ramanonaka sy ny vary mitsangana :-D :-D :-D
12. fijo ( 26/10/2004 21:01)
ka efa mihevitra izay hatao izay mihintsy anie matoa manapak evitra hody e.nga kosa moa dia hody hitondra an\'izy telo lahy fotsiny. :-P
za aloha efa tsy tamana aty intsony e.leo.
13. johanr ( 26/10/2004 22:43)
Za kou alou de hody za rah zao no mitohy! :cry:
14. fijo ( 26/10/2004 23:09)
mankaleo aty ka
15. fanja1 ( 27/10/2004 06:01)
fijo, za kou efa tena leo fa akory atao?
16. bichette ( 27/10/2004 06:22)
aleo manangona ao andafy dia mody avy eo.
17. xxx ( 27/10/2004 06:29)
vive la France é. Za zao technicienne de surface tsy nahangona na cafetière 1 aza. Aleoko ihany nefa aty fa tsy misy asa ho ahy any Dago. Ny manana qualif any efa be de be, de aninona any ty za tsy nahazo na license aza? Zara aza mba tafajanona taty :)
18. bichette ( 27/10/2004 06:35)
ka io arakaraky ny ataon\'ny tsirairay koa aloha e !
19. nikopol ( 27/10/2004 07:22)
xxxxxx, inona kay zany teknisienne de surface zany? ny ahy mantsy surface hafa no manavanana ahy! :lol:
20. fanja1 ( 27/10/2004 08:06)
bichette marina zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851