Hody any an-tanindrazana

21. fijo ( 27/10/2004 19:56)
ka le mody any anie araka ny hevitro dia tsy tokony hiandry asa izany fa mba mihezaka ny manorina zavatra e.
22. zandrinifijo ( 28/10/2004 09:28)
ina lety no foroniny eo refa tsy aleany izy a. mamorondainga oe za tany andafy nianatra anizao sy zao de nanao anizao :-D :-D :-D
23. fijo ( 28/10/2004 19:56)
mba manana hevitra amin\'izay hita avy aty .dia ezahana ny mba hampifanaraka izay ami\'izay hita sy hiainana any.
24. fijo ( 28/10/2004 20:39)
izay indrindra.aleo mba manana ny an\'ny tena e.
25. fatsoraly ( 30/10/2004 06:08)
an an an! mijanona any ihany aloha fa aty aza mazana be ny fiainana.
26. yonikafopl ( 30/10/2004 19:27)
Asa rey olona fa safidy io a! tsy azo omena tsiny ny te hody ary tsy azo omena tsiny koa ny te hijanona fa samy manana ny antony avy.
27. zandrinifijo ( 31/10/2004 10:39)
ben j\'ai vécu à paris. j\'suis vazà. je m\'installe à mada. par conséquent, tous les autres minàna kk. nefa nanasa le seza fotsifotsy amy trano fivoaana no nataony taty :-D :-D :-D
28. yonikafopl ( 31/10/2004 18:02)
ooooooopppsssssssss!!!!!!
29. ikaretsaka ( 31/10/2004 22:11)
re ooooops
30. ralay ( 01/11/2004 05:48)
Inona anefa ny olana @ zany ry zandrinifijo raha nahazo taratasy vazaha izy sy nanao dame pipi tao Paris ka nahangona izay ilainy hi-s\'installer-ny any dago tsy vao maika ve tsara ? Fa ilay tous les autres........ aloha no tsy azoko indray sa mba te hiteny fotsiny ise. :lol:
31. yonikafopl ( 01/11/2004 15:10)
za manko mbo gaga ralay
mba anaro io zandrinao io fijo fa mitady hanondrana eto a!! :-P
32. yonikafopl ( 01/11/2004 17:05)
ka ny saonjo iray lohasaha ange tsy ilaozan\'izay hamarara e!! fa tsy azo atao tambabe le izy.
33. fijo ( 01/11/2004 21:45)
o ry zandry a,mba asio hevitra ily teny.tsy ny rehetra no misaina toa io,na dia misy ihany aza.ary tsy hoe ratsy koa anie izay nataony rehefa nahazoany vola e.
34. rvoulah ( 02/11/2004 14:26)
ny ahy aloha ny tanjoko de mianatra aho aty de raha possible de miasa kely aho , mba manangona fond kely ahafahako manorina zavatra ho ahy manokana any Madagasikara, hafa ihany aloha Dago nefa tokny ho fantatra hoe inona ny zavatra tena tiana hatao sy ny moyen hanatanterahana an\'izany raha hody
35. fijo ( 02/11/2004 23:03)
rvoulah>izay daholo ny tanjon\'ny rehetra.saingy sarotra ilay izy matetika.
36. fijo ( 03/11/2004 22:00)
izay dia hilaina be tokoa ka.
37. fatsoraly ( 03/11/2004 22:44)
ramaso> izay ve ilay hoe: ny herintsaina be dia be fa ny hoza-..po no tsy misy? hahaha
38. fijo ( 03/11/2004 23:32)
efa ao aloha ny herintsaina ko
39. fatsoraly ( 05/11/2004 03:15)
mijanona any ihany ry zareo fa aty aza efa tsy mandeha intsony ny lamba sy piesy auto! Marina e :-D
40. bekorontana ( 05/11/2004 11:42)
:twisted: :twisted: korotany tsaralalàna sy isotry :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7056