Hody any an-tanindrazana

41. yonikafopl ( 05/11/2004 15:23)
raha hanakorontana kalou de aleo mijanona aty ihany e!!!!! :^)
42. fijo ( 08/11/2004 21:36)
lambanako?????
43. ikaretsaka ( 09/11/2004 00:08)
izy ko iny
44. fatsoraly ( 09/11/2004 00:47)
tena hevitrakou iny marina! Fa ny mpanjifa raha mahazo an\'iny angaha hiverina hividy intsony? hahaha
45. fijo ( 09/11/2004 21:06)
aoka letsy ry fatsoraly.raha ny vidiny amin\'izao ve tsy aleo aloha mba iny e.iny maharitra. :-D :-D :-D
46. fijo ( 10/11/2004 21:26)
nela nga salaka jefotsy?? :-D :-D :-D
47. fijo ( 10/11/2004 23:12)
tandremo ary sao mikipilipily eo ka hitan\'i ....iza moa lty?
48. fatsoraly ( 11/11/2004 02:40)
Hafa ihany ange any andafy any fa tsy aleonareo ve mijanona any e! Aty izao ny mofo efa 1500Fmg!
49. xxx ( 11/11/2004 04:21)
\"Aty\" aiza io?
ela wa efa tenenina hoe asivo nuance ilay izy!
tsy any ela de dia mijoroa @ izay misy an la..
50. fijo ( 11/11/2004 20:49)
any amin\'ny kangoro ve letsy dia toa izany ny vidin\'ny mofo fa mba mampiresaka le.
51. fatsoraly ( 11/11/2004 22:07)
ary maninona no esorina ilay hafatro teto? Voakina indray aho fa tsy any USA leaza.

dia nisy namaly hoe: zany rehefa tsy te ho mpiasan\'ny masoivoho ny Ray aman-dReny!

Dia hoy aho hoe: hahaha! tsiky dia ampy

ralay> Avelao ny olona hiteny fa aza tapenam-bava fa izay ary no heveriny fa mety ko! NY hafa ve avelanareo hiteny dia ny sasany tsy avela mba mahagaga ihany!!!
52. fijo ( 11/11/2004 22:43)
inona no hidiran\'ny USA amin\'izany le.sao dia mikorontana mihintsy ary ny sain\'ialahy ity kle.
53. fatsoraly ( 11/11/2004 23:35)
izany koa tsy ferana an! hahaha
54. ikaretsaka ( 12/11/2004 03:16)
milamina milamina
55. fatsoraly ( 12/11/2004 03:20)
ikaretsaka> :-* :wink:
56. fijo ( 15/11/2004 23:17)
taiza koa no nisy karana nilamina e.rongony no vokatra be any ve hilamina.
57. yonikafopl ( 17/11/2004 19:59)
ary i ramaso sy fijo wa toa mifanaraka eny foana na aiza na aiza e!! tena tsy mazava :?: :-D
58. fijo ( 17/11/2004 21:20)
mpirahalahy mianala io ry yonika a.aza taitra amin\'izany.
59. yonikafopl ( 18/11/2004 19:06)
toa mahalasa fisainana ihany manko :?:
60. fijo ( 18/11/2004 21:32)
inona indray no mahalasa fisainana andry amin\'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898