Mangataka hiram-pivavahana ao @ RVG

1. mcfy ( 17/10/2004 02:38)
Tsy haiko hoe ato sa any @ RVG no tokony hasiako inty fa asiako daholo izy roa.
Mba mangataka fotoana iray @ tompon\'andraikitra ny fanentanana ny RVG aho ho fiombonam-pivavahana @ fangatahan\'i FYJL ho an\'ny rahalahiny. Ka raha azo atao na dia mba adin\'ny iray ihany aza ankoatra ny ora mahazatra efa fanao isan\'alahady handefasana hiram-pivavahana ho azy manokana.

Misaotra mialoha.

MakaFy
2. ikaretsaka ( 17/10/2004 04:50)
dia mba mangataka mba afangaro na ampiana koa ny hirampivavahana.. mba siana zafindraony sy ankalazao sns fa tsy fihirana fanampiny sy hantatiana sy fara andiamamonjy ihany ..(mba ovaina ny repertoire)
3. mcfy ( 17/10/2004 08:28)
ikaretsaka> Tsara ny hevitrao saingy tsy voatery ho fantatry ny mpiandraikitra daholo ny hiram-pivavahana rehetra ananana ao koa mba préciséo ireo mpihira raha azonao atao ahazoany mametraka azy ao anatin\'ny repertoire.

Misaotra anao mankafy ny RVG koa
4. narilala ( 18/10/2004 18:38)
Manohana tanteraka ny fangatahan\'Ikaretsaka ny tenanay. Tsara tokoa raha mba atao maro ireo hiram-pivavahana hisy hifidianana. Ohatra:
KTKT, Feon\'Anjely Manjakaray, Tonta sy Vaon\'i P.Paul Louis, Adéline, Voahirana, Ny Ankalazaon\'ny Tompo, Eksodosy, Menafify, Zafindraony, Klarris, Antsan\'ny Trinite Masina, sy ireo hiran\'Antokom-pihira marobe any @ tanàna ireny....
Dia manantena anareo mpikarakara e, fa tena manampy anay mpankafy ny RVG hivavaka ireo rehefa Alahady indrindra indrindra. Dia mankasitra anareo mpikarakara e, ho tahian\'ny Tompo daholo isika.
Narilala
5. chipie1 ( 18/10/2004 19:05)
ka sao de tsyanizany rehetra izany aza ao matoa tsy mandefa izy ?
6. fijo ( 18/10/2004 21:55)
tsara ilay hevitra ka tohanako
7. mcfy ( 18/10/2004 22:31)
narilala> ramaso> Ny tao-trano tsy hefan\'ny irery hoy ny ntaolo ary tsy ho lany lamaody mitsy io ohabolana iray io ary mety tena marina mihitsy tokoa ny an\'i chipie1. Koa miangavy anareo indrindra mahafantara ireo tarika ireo fa izaho aloha d P J-Paul II no haiko fa raha P.Paul Louis d mbola tsy henoko mihitsy e! na ny fofony na ny Feon\'anjelin\'ny Manjakadada zany koa d mbola tsy teraka angamba zay t@ zany. Ary sao d mba tarika tsy mba nanao kapila nefa ireo voalazanareo ireo kanefa dia enga anie hanao ezaka ny mpiandraikitra rehetra hahafa-po ny tsirairay avy.

Mazotoa daholo mihaino RVG fa ny aty koa MakaFy
8. chipie1 ( 19/10/2004 10:20)
mcfy> aleo zay mahalala azy no hanome anilay hira e? za alou de tsy mahalala anizany bainidezy sy ny P J Paul zany e...
9. ikaretsaka ( 20/10/2004 05:06)
bien Ramaso.. ombay mitady re olona a
10. chipie1 ( 20/10/2004 07:44)
ramaso> mazotoa manao mission aza
11. mcfy ( 20/10/2004 07:51)
ramaso> zay le itiavako an\'toi mitsy, vao mivoaka ny Ordre d manadeh ny Mission.
Mba avy aiza tokoa io Père Paul Louis io? zfdy? Gasy ve? Ary aiza izy izao sa efa tsy eto an-tany intsony?
d mazotoa @ mission ary mitondrà matavy e!
12. mcfy ( 20/10/2004 21:03)
ramaso> k nareo angamba any @ tanàna ko, na zany radio Don Bosco zany aza tsy haiko akory. Mety misy ahazoana mi-contacté izany angaha? Efa hitanao v le P Paul Louis sa ny hirany fotsiny no henonao?
13. mcfy ( 20/10/2004 23:42)
ramaso> Mpianatry semigany koa angah nareo t@ izy nampianatra tao? Mbola frère izy t@ zany fa tsy efa mompera! mba angalao hirany ary e!angataho moa izany raha hanao mission ihany nareo
14. ikaretsaka ( 21/10/2004 03:17)
efa tany @ taona 80-90 tany i pere paul louis no nampianatra ny kilonga madinka tao @ st michel.. dia nianatra tany Roma izy ( fa tsy niala izy an) dia niverina dia tsy haiko intsony ny tohiny avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5546