Filoham-pirenena rahatrizay

1. xxx ( 16/10/2004 01:41)
Iza amintsika ireto re no ho lasa filoham-pirenena rahatrizay eh?
Revy lavitra io an
novalian'i fijo ny 21/10/2004 19:55
2. rvoulah ( 18/10/2004 15:47)
zay sy kally aloha ho ben\'ny tàna de i kitjo mpanolotsaina fa le filoha aloha aleo olona hafa e
3. fijo ( 18/10/2004 20:39)
za hanambady senatera vavy raha mahita.
4. xxx ( 18/10/2004 20:46)
za hanambady zanaka vavina depute
5. zandrinifijo ( 19/10/2004 09:53)
aza mangalatra lesy ry fijo fa tsy milay zany. sa ifanakalo sika mral dia atao ity sy nday?
6. kally ( 19/10/2004 17:24)
Ie! tôko rakizy ny ben\'ny tanàna ihany no lasa filoha sa ahoana Rvoulah? :-D
7. fijo ( 19/10/2004 19:54)
x>e,e,e,haiko io x io O.tiavo tsara lesy izy an.
tsy maninona ry zandry a.aleo hifanakalozana ao.
8. rvoulah ( 20/10/2004 17:44)
kally< marina zany , fa tsika loha ben\'ny tànana zay vao lasa filoha.
ary ka kitjo any tsary mamaly sa tsary teny angmba ny atao mpanolotsaina hi hi
9. fijo ( 20/10/2004 20:40)
efa mihomana ny haka ny toerana izy matoa mody tsy miteny yyy
10. sambatra73 ( 21/10/2004 07:50)
eritreritra mandalo dôly nentsika menakavy ka samy manao tora-po eto e. Soa iany fa tsy toraka bilao na vôtabia lo ;-)

Nenà aloa d mbô t-ieritreritra pôsitifa @ zao ftôna zao, fa na tsy \"pas de géant\" aza no nataon-dRa8 defa mbô nisy dingana vita nialana tanaty lavaka b araka ny lazain\'i tiaana.

Fefa maika ny hiaina tsara ny oull, drindra ny inam-bary ara-dalana, efa leon\'ny kabary sy fapanatenana pôkaty ka any no mila tedavana sol° aingana.

naritsimba: misôtra @ info fa zay mitsy zà vô naalala ny fisin\'zany Tiko air sy Tiko petroleum zany. Fa efa nanadiady tsara v enao oe volan\'iza no ampesana ao?
Tsisy blema mitsy nenà rà ny volany no anôvany zany. Faita mitsy zany oe tsy mionona @ activité 1 iany ny société @ zao fotôna zao fa aleony multi. D ao ny tafita (jerevo Bouygues (télécom, immobilier,...), ao ny rendrika (Tati very vô tsy nijanona t@ varotra discount naazatranazy).
Fa rà misy porofo fa maizimaizina d aza amelana mitsy.

>>>am-bava omana, am-po mieritra e... ahitsio zà rà diso
11. sambatra73 ( 21/10/2004 08:01)
itanareo aviatrany fa \"hors-sujet\" io resakio ambony io fazafady.

Zà dray d tsy miady anio toeranio mitsy fa seza ejektabla io fa nenà aleoko any atrano falafa no mipetrapetraka :-) fa refa lasa député ramaso d avy zà anao tsikera oe naazo tampi-maso ramaso d nanadino ny contrat t@ ny namana tary @ forum ;-)
12. fijo ( 21/10/2004 19:55)
sambatra marina io voalazanao io ambony io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1226