marary andoha rehefa ho tonga regle

1. xxx ( 12/10/2004 13:12)
ianareo ve aky mba manao izany ? dia tena marary be tsy mijanona mihitsy na alina aza dia isambolana dia ohatran\'izany foana ????? inona no nataonareo ????
mamitiana
2. fijo ( 12/10/2004 20:30)
ela letsy tena tsssss,
za koa mamitiana fa lahy ,nefa mba hamaly anao ihany,manantona dokotera fa toa azo sitranina izany.
3. mimich ( 13/10/2004 07:38)
ramaso> :evil: :evil:
xxxxx> marina io lazain\'ny fijo io we manatona dokotera, ny an-dry zany mbola loha fotsiny fa ny ahy ilay oh voan\'ny tazo mihitsy , mandoa sns.....
4. mijo ( 13/10/2004 14:30)
Tsy haiko raha efficace aminao ity fa raha ny fanaon\'ny sipako taloha dia misotro toaka kely.Tsy atao maha mamo fa consommation kely fotsiny ary indray mandeha ihany.
Mba handramo ihany sao dia mety maha soa dia mba hilazao aho raha mety taminao.
5. chipie1 ( 13/10/2004 15:49)
nurofen no itako aingana!
6. jhouhlambout ( 13/10/2004 16:10)
Fa anontanio tsara aloha i Radoko fa sao manaonao foana eo ka vao maika loza.
7. fijo ( 13/10/2004 21:50)
chipieefa hoe aza mampanao dokotera tena izany fa bedy.grrrrrrr :twisted: :twisted: :twisted:
8. xxx ( 14/10/2004 06:13)
mimich > dia inona aky no nasain\'ny radoko nataondry ????
raha tsy ampy fer tokoa ve ry reto dia mampaharary andoha ? na tsy ampy glucose ?
mamitiana
9. chipie1 ( 14/10/2004 11:24)
fijo> nena klou nety tamiko io e!
10. booboo ( 14/10/2004 16:31)
Boooobaka beeeee ange ny fanafody tsy mila ordonnances mampi-calmer ny douleurs refa alohan\'ny règles reny fa anontanio ny pharmacien.
Manatona gynéco raha zay no mampety kokoa anao, sady afaka mamaly ny fanontanianao rera oe inona ny mamparary ny lohako etc.
11. xxx ( 14/10/2004 19:47)
mety tsy ampy fer \'zany ve ianao? raha bandy kosa aloha no tsy ampy fer mety tsy dangitra an :lol: :lol: :lol: :lol: .vazy² \'zany e! calmant oanina de milamina io.
12. fijo ( 14/10/2004 20:55)
za koa fijo gyneco ihany indraindray an.
13. fijo ( 14/10/2004 21:51)
za le mitsabo ka.izany hoe mitsapa no tena haiko e.fa toa ny gyneco koa io.
14. ikaretsaka ( 15/10/2004 04:10)
aleo koa la tsapain ny gyneco vevavy lo oe inona io bekibo be tsy bevoka io :-* kalma a
15. fanja1 ( 17/10/2004 15:23)
mamitiana za tsy de tia maka fanafody fa vicks no ataoko de misava!
16. ikaretsaka ( 17/10/2004 17:35)
atao aiza kay le vicks sy fanja? :idea: :?:
17. mumu ( 18/10/2004 07:10)
ramaso fijo ikaretsaka nareo 3 lahy reo no comment!!!!

mamitiana andramo reny calmant douleurs et fièvres reny de raha tsy misy effet de aleho manantona gynéco mintsy!
18. fanja1 ( 18/10/2004 07:55)
ikaretsaka eo @ andrina fa aiza njay? tssssssssssssss
19. ikaretsaka ( 20/10/2004 04:44)
zay ve mahalala moa ko... raha nahay izahay tsy nanontany!
20. mimich ( 26/10/2004 06:38)
samy manana ny toe-batany io fa ny ahy advil no ampiasaiko @ izao aloha e! fa manatona dokotera fa aza manao dokotera tena (marina ilay lazain\'i fijo io)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2244