tandremo ry zalahy

1. joda ( 16/10/2004 10:14)
tandremo fa ny sipa manana instinct gravy be fantany raha mi se tromper azy sy ny rafivaviny....attention :-D
2. kally ( 16/10/2004 10:44)
Inona ity hoe mi se tromper azy ry Joda?
3. fanja1 ( 16/10/2004 10:52)
:-D :D
4. ikaretsaka ( 16/10/2004 15:46)
izay ilay hoe aza manao rehefa matahotra za aloha kanosa sady ny ny ahy ny tadiaviko hitako daholo dia tsy tiako le mampirafy e
5. mcfy ( 17/10/2004 01:45)
Ny ahy le mampirafy leoko ihany fa ny hisatroka no tena tsy tiako. Hafa ihany tokoa mantsy le BIO ô! :roll:
6. pitchou ( 17/10/2004 04:26)
le nareo mandende any mety ho lefitra ihany satria @iny tonga d lasa tsy mimpody kou ny tena fa le nareo sady mande nyo tsy misatroka no tsy lasa mihitsy! :-D :-D :-D
7. ikaretsaka ( 17/10/2004 04:41)
io izany ilay heo raha vao manao zavatra tsy mazava fa ankifonofono de fonofonosina ao daholo?
8. sipagasy ( 17/10/2004 08:53)
:-D
9. tequila ( 17/10/2004 12:08)
Enao ve ry joda dia mieritreritra hoe tsy hisy n\'inn n\'inn hiova mihitsy ny fihetsikao rehefa avy any amin\'ny hafa any enao? :{

Ny ahy aloha dia tsotra e , rehefa tsy mampijaly ahy fotsiny dia izay . :)
10. fanja1 ( 17/10/2004 15:09)
tequila! de tsy mampaninona anao zany izy raha mampirafy refa tsy mampijaly anao? mais c\'est degue
11. vegas ( 17/10/2004 15:37)
fanja1> fa inona kosa mo no tedavina ankôtran\'izay?
tequila> marina nenao, hodiana fanina mintsy aza ndraindray ko ;-)
12. tequila ( 17/10/2004 17:07)
végas> sarotra kosa ilay tena mody fanina rehefa tena fantatra e , fa raha tsy fantatra ve moa dia aleo any , tsy hankarary an-doha .

fanja1> lazaiko anao nefa fa efa mampijaly ahy ny mahafantatra . Fa zao nge e , ny anananao olona miaraka aminao ve tsy hoe namana amin\'ny fiainana e , ka raha izay dia accessoire ny ambiny fa ny fiainanareo no tena important . Lasa be resaka momba zavatra hafa ndray aho fa tsy haiko ny hanazava anao betsaka kokoa raha tena mbola tsy mazava io . Izao fotsiny e , rehefa ny fiainanao efa mety , aza marary amin\'ny rivotra mandalo hozy ny fiteny .
13. ikaretsaka ( 17/10/2004 17:33)
izay mihitsy ry tequila
14. fanja1 ( 18/10/2004 08:04)
tequila je prefère loin être seule ke mal accompagné. raha tsy vadin\'arabo kou. za njay tsy manaiky zany, ny namana tsotra feno raha mila namana fotsiny ianao! et dsl fa tsy accessoire ny fitiavako sy ny tenako
15. yonikafopl ( 18/10/2004 18:29)
miombon-kevitra tanteraka @ fanja 1
16. tequila ( 18/10/2004 19:18)
fanja> on ne s\'est pas compris du tout je crois . Dommage!
17. ramoul ( 18/10/2004 19:43)
hihihihiih, aza manao tratra ra te anao nareo fa ra ny vhv ndray de tsy maintsy mahita fôna we mi se trompe azy isika bandy. Mahaiza manafina tsara fotsiny ze te anao an\' io fa tanjemo sô de tsatsa fa mety anahirana b eo am\' tokatrano mintsy 8)
18. jhouhlambout ( 18/10/2004 20:04)
Ny tena marina dia efa manana don naturel ny vehivavy momba an\' io infidélité io. Sady izy koa mahay mi-tromper tsara, ka raha vao lhl no mba te hi-trompe azy dia tonga dia kopy ho azy izy!
19. fijo ( 18/10/2004 22:23)
kally an sendra diso re ny azy iny e.tsssss
tequila>marina sy mahay mihaina ndry.
fanja>aza dia sarotiny be loatra moa e
rajhouhl>tena marina io toetrambehivavy voalazan\'ialahy io.
fijo>ela wa tsy mahay mampirafy izany o.mampiray ihany ny an\'ialahy.
20. fanja1 ( 19/10/2004 08:38)
fijo! za sarotiny raha @ io fa mialatsiny aminao! aleoko tsy manana vady na sipa toy zay za ampirafesina! degoutant
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5133