tandremo ry zalahy
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
21. kally
(
19/10/2004 17:38)
Fijo ho\'a milazà ny marina fa tsy hisy haninona anao anie eto e!!namana daholo ireo,maninona izao raha mitsotra hoe mahay mampirafy ianao!! :-P :-D
![](https://avatar.serasera.org/3947706de78a69b2c4e20132468ec909.jpg)
23. fanja1
(
20/10/2004 06:39)
fijo hihihi aza mampirafy eo enao an!!!!!!!! tsssssssss
ramaso za aza efa we tsy tikou ny olona mampirafy koa za njay ve no hanao mba mieritrereta e!!!!!!!!!!
ramaso za aza efa we tsy tikou ny olona mampirafy koa za njay ve no hanao mba mieritrereta e!!!!!!!!!!
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
25. jhouhlambout
(
20/10/2004 07:31)
fanja1> tandremo ary sao rehefa tratra eo vao mitady fika vaovao indray
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
26. fijo
(
20/10/2004 21:55)
ramaso> :-D :-D :-D :-D
fanja>za wa tsy mahay an\'izany.atoroy ahy hoe ny fanaovana azy hianarako.
fanja>za wa tsy mahay an\'izany.atoroy ahy hoe ny fanaovana azy hianarako.
![](https://avatar.serasera.org/031e77bb0fb1842a1d200fc1c14a9410.jpg)
29. zecri1
(
23/10/2004 08:30)
ny jo ve be instint ? :^) :-P non tsy instrint mihintsiny raha manana jo efatra ary tsy kobin ny rahatsi mijery phone izy fo juste etre astucieu
![](https://avatar.serasera.org/3947706de78a69b2c4e20132468ec909.jpg)
31. fanja1
(
24/10/2004 12:28)
jhouhlambout! za wa tsy tia mampirafy ka tsy mila mitady fika zany za!
Fijo aiza no ahaizako zany! hihihi ary maninona anao foana aza za no we ka fanja io ko :-D
Fijo aiza no ahaizako zany! hihihi ary maninona anao foana aza za no we ka fanja io ko :-D
![](https://avatar.serasera.org/069667a0c92a50b20a5ee4585ea81d06.jpg)
35. stephane197
(
05/05/2005 08:50)
joda:
tandremo fa ny sipa manana instinct gravy be fantany raha mi se tromper azy sy ny rafivaviny....attention :-D
Ity no tena grav ! ny sipa mora kopy fa raha izy no manao tena tsy kopy mihitsy ny bandy. Tena marinio fa tandremo