complexe ve?

1. xxx ( 08/09/2004 10:37)
mahagaga ihany indraindray ny mahita gasy miasa aty an dafy de raha hita indraindray ny sasany eny @ toeran piasany indrindrindrindra moa raha asa an tselika no hataony de mody fanina ery ry zareo...anefa raha asa mba tena manana ny maha izy azy indray de miheboebo ery fa maninona ary?anefa anie tsy misy asa rasty e
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:42
2. tsilan ( 26/09/2004 01:15)
Asa angaha...tsy mahagaga io, fa misy asa ratsy ihany ry xxxxxx. Ny manao film XXXXX ohatra, ny mpikarmanady, ny manao dahalo, ny mivaro-drongony moa tsy ferana.
3. pitchou ( 26/09/2004 10:23)
misy gasy manao an\'zany rehetra izany ve any? :?: 8O 8O
4. booboo ( 26/09/2004 10:36)
mety tsy reo raha rehetra reo kosa fa iraika na 2 na 3 @ reo fara-faha bobany e !
5. fijo ( 27/09/2004 21:34)
menatra ihany ny sasany ary rariny ilay izy ,ka amiko rehefa mody fanina izy dia tsy te hoadalaina izay ka ny manaja azy no vaha olana
6. pitchou ( 28/09/2004 09:58)
fijo, ramaso> d raha sendra hoe misy ilàny anao kou zany d mba mody fanina aminy kou enao! :-D
7. fijo ( 29/09/2004 21:07)
raha ankoatry ny asa dia tsy mody fanina aho,fa raha eo ampiasana izy dia hajaiko ny safidiny.
8. methode ( 29/09/2004 22:16)
De aoka izany hifanaja e! Hihihihi! Ka misy koa mantsy manaratsy rehefa hitany hoe izao ka ny asa ataon\'ny namany! Misy aza tsy sahy mitonona ho namany intsony na hoe mahafantatra azy!
9. meda ( 30/09/2004 12:35)
:D marina zany teneninareo zany, ndraindray ny sasany refa arabaina de mody tsy mafantatra na mamaly teny vaza fa hoe tsy gasy satria menatra ny asany
10. andrea ( 30/09/2004 16:17)
Avelao ry zareo hizesta rehefa hizesta ..
Ny rano tsy feno hany hono no mitobaka, sa ahoana ?
11. fijo ( 30/09/2004 19:25)
io koa anie na inona asa na inona rehefa mitondra euros any mada ampy foana e.ka asan\'izay te hiavona raha mahita ny namany manao asa tsy tiany.
12. pitchou ( 01/10/2004 07:24)
tokony hahatsapa ireny olona manao ny asa heveriny ho mahamenatra ireny (misy ihany anefa angamba ny tokony avahana o? :wink: )fa raha tsy nisy azy kou ange perte ny hafa e!
fa le mizesta satria we ... milay ... raha tsy misy ny hafa ange izy d tsinotsinona e!
13. crrlanto ( 04/10/2004 19:33)
Ny zavatra hiotako aloha dia ireo gasy avy andafy no tena mananacompexe be ,nefa ange ka gasy e.Rehefa sendra mba mandalo aty antanindrazana ry zareo dia ohatra ny mahamenatra ny miteny gasy ,angaha ambany ny teny gasy ry zareo,tsy haiko aloha e .Tandremo io complexité io a,n
14. fijo ( 04/10/2004 19:43)
marina sady mahakamo be io voalazan\'i crrlanto io.mody asiana teny frantsay kely izany foana eny antsefatsefany eny.dia mody mihaingitraingitra rehefa tafaraka amin\'ny sasany.nefa anie aty ka samy mahita ny fahasarotany e.
na dia rehefa tafaraka aza aty dia hita io toetsaina mamoehitra io.
15. andrea ( 05/10/2004 08:45)
ramaso > tena kozy ve ? toray mofogasy na ramanaonaka dia avy eo tonga saina ...
16. booboo ( 05/10/2004 09:29)
kiiii, f\'angah dé aririana fotsiny zany mofogasy sy ramanonaka zany ? raha masina io ! :}
aleo fonony ihany no hitorahana azy :°)
17. andrea ( 05/10/2004 09:46)
amin\'izay mba mihinana anie, raha fonony fostiny , ny fofony no hitany ka !
18. pitchou ( 05/10/2004 10:31)
andrea> marina tsy ariany malaky iny! d maty antoka daolo ny rehetra tsy aleo omena ny hafa?
19. andrea ( 05/10/2004 16:52)
pitchou > tena Mba omena sakafo gasy dia amin\'izay mba ho tonga saina fa rehefa ariany de tena zefa be zany izy , tsisy azo atao intsony ...
20. fijo ( 05/10/2004 21:07)
ompa gasy be no tena tsara homena azy ka.mety hotsaroany kokoa amin\'izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851