complexe ve?

21. andrea ( 06/10/2004 14:28)
fijo> :D :) dia raha milaza izy tsy mahatadidy teny gasy instony dia ahoana ?
22. bichette ( 06/10/2004 15:02)
misy miteny an\'izany mihintsy, milza afaka 1 taona ao France hoe tena mila tsy hahay teny gasy intsony hono satria zatra miteny frantsay....; hum !!!!!
23. fijo ( 06/10/2004 19:53)
tena misy io ary nisy efa natao fiomehezana fa i lery vao 2 taona no teto dia efa tsy mahatadidy hono nefa ny bandy rehetra niresaka taminy 8 taona no haingana indrindra no teto.
dia hoy aho hoe,na ela mody tsy mahay na ela no vendrana indrindra ka mifidiana.
tsyhitako intsony moa i lery hatramin\'izao.
24. kabatritra ( 06/10/2004 20:32)
Ny mampahonena dia ireo mody tsa mahay teny gasy intsony kanefa tsy mahafolaka akory ilay teny faran\'tsyhay.
Tiako iverenana kely lé resaka asa. Misy karazan\'asa tsy azo iavonavonana mihitsy fa mampandositra kil. Oh : ny fivarotam-pitombenana.
25. fijo ( 07/10/2004 19:47)
izany ve dia mampandositra sa vao miha misarika le. :?: :idea:
26. nananie ( 08/10/2004 12:11)
hihihi! :-D
Ra le resaka asa indray, angambany kou arakarak\'ilay olona io.
Ra za alou tsy mivakl @ zany e! Vola no miditra kou.

Kabatritra: Aza omena tsiny kosa ireo gasy tsy de mahay teny gasy intsony e! Marina fa misy ny mody fanina fa tsy ny rehetra akory an. Ra gasy petaka tsy mbola tany dago Hatr\'izay ve de olazaina fa mizesta fa tsy mahay na A?
27. kabatritra ( 08/10/2004 12:32)
Ka izao anie ry nananie ê ! Sady tsy gasy no tsy vazaha ny sasany amin\'izy ireo rehefa miteny. Kanefa tokony farafaharatsiny mahafolaka teny iray ny olon-dehibe iray. Misy losoka ao !
28. nananie ( 08/10/2004 12:41)
Hay raha olon-dehibe \'zany.
Fa misy namany \'zay teraka tany asie de tsy mahay afatsy teny sinoa sy anglisy (gasy lery). Tonga teto izy de tsy dia mahay teny vazah. Ny gasy koa anefa manesoeso satria tsy mahay teny gasy. Le olona \'zany tonga de mamely fotsiny fa tsy miezaka ny ikôpy \'zay zvt nitranga.
29. booboo ( 08/10/2004 12:44)
hafa raha zany fa lé oe vô haingana no tonga dé \" miseho ho tsy mahay miteny gasy intsony \" no :twisted:
30. nananie ( 08/10/2004 12:51)
\'zany kosa tena gravy e!
31. kabatritra ( 08/10/2004 20:19)
Izay lazain\'i Booboo izay mihitsy no izy. Aiza ve ka vao herintaona no nialàny tany Dago sy nahatongavany teto Lafrantsa ka tsy hahay teny gasy intsony. Ny olona higestiavany anefa efa valovotaka teto.
32. pitchou ( 10/10/2004 10:19)
raha zaza 5 taona mety tsy hahay teny gasy intsony afaka 6 volana ka!
33. kabatritra ( 10/10/2004 17:58)
Aoka re ry Pitchou ! Araka ny hevitro dia olon-dehibe no resahana eto. Ary ny ankabeazan\'ny GVT aza dia étudiant raha ny iza-marika.
34. pitchou ( 10/10/2004 20:28)
aleo re atao hoe tsy maintsy mi-pratiquer teny frantsay izy sao zatra lotra miteny gasy any ka raha sendra vazaha tokou d miboredika sisa atao ah!
35. fijo ( 11/10/2004 20:51)
aza miady fa gasy mody fanina no betsaka e.
36. kabatritra ( 11/10/2004 21:03)
Marina indray io voalazan\'i pitchou io.
Hay isika mahay mifanaraka ihany :oops:
37. fijo ( 12/10/2004 20:27)
fa ahoana isika no tsy ahay hifanaraka.hevitra no ampiadiana ka marimaritra hiraisana no tadiavina e
38. pitchou ( 13/10/2004 09:53)
fa angaha any tsy mba misy mpampianatra teny gasy alou e?
39. fijo ( 13/10/2004 21:12)
aiza io ry pitchou?
40. pitchou ( 14/10/2004 19:28)
any aminareo any kou! taranja iray any à université any kou ange ny teny gasy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2703