complexe ve?

41. fijo ( 14/10/2004 20:11)
misy ao paris fa aty atsimo tsy misy.
42. pitchou ( 15/10/2004 17:02)
hita wa! mba manokafa tokou ary sekoly ianaran\'ny gasy ny teniny any e!
43. fijo ( 18/10/2004 21:22)
tsssss,olona efa samy manary ny maha izy azy ny aty.ka tsy ahazo kil akory eo aho.
44. pitchou ( 23/10/2004 17:47)
ahoana kosa aza i fijo no manao resy tsy miady? mety le izy tsy misy no tena olana kou!
45. kitjo ( 30/10/2004 16:37)
Refa te hianatra mahay foana....fa aleoko aloha le tsy mahay mitsy toy izay le mahay fa mizesta d miseho tsy mahay nefa valiana teny gasy d mahazo tsara ihany fa ny style no bdb.

Oh le ol 25ans d 5 taona tany Frantsa d tsy mahay teny gasy tsn oe...heveriny nandra oh azy dol ngamba ny ol :-D :-D :-D
46. pitchou ( 01/11/2004 03:03)
nji koucha ve jao ktjo moul mahaï teny gachi tsar cha ef manaou accent singapurien? :-D :-D :-D
47. fijo ( 01/11/2004 22:14)
io rehefa hay dia hay ,fa zesta no betsaka.
48. pitchou ( 02/11/2004 20:58)
nareo kouss angamba betsaka gasy manodidina anareo kou!
49. fijo ( 02/11/2004 23:13)
mody hadino no betsaka
50. pitchou ( 03/11/2004 11:07)
zà alou tsy mieritreritra we adino, saingy kosa mety we tsy zatra miteny gasy intsony izy dia teny vazaha no mora tonga ao am-bavany! io otran\'ny olona sasany tsy mi-comprendre hoe tsy mahazo ange ny dikan\'izany e! dia vary amin\'anana b eny le teny! ka ho an\'ny sasany izany tsy fahaizana no ilazany azy, ho an\'ny sasany zesta no hanasokajiany azy!
51. fijo ( 03/11/2004 22:09)
pitchou a,raha teny hay izany tsy mitombona izany.
52. pitchou ( 04/11/2004 10:33)
tena misy izany fijo a! ato fotsiny ianao d mahita we misy tsy teny gasy mazava no ampiasainy fa vary @anana, ary tsy voatery zesta anefa no anaovany an\'izany fa ilay voambolana gasy mihitsy no ela vao tonga ao an-tsaina
53. fijo ( 04/11/2004 20:42)
tara izany ny sainy.15 taona ahoizay no taty mbola tadidiko daholo na ny teny mamy aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824