Hira Masina

1. tsiperifery ( 06/09/2004 13:16)
Inona no hira masina anisan'ny mampietam-po sy fanahy anareo indrindra ?
Ny ahy "Tiako ny hiaraka aminao Jesoa " nambaboan'ny mpampiely baiboly ahy t@ faha 14 ny taonako tao @ complexe scolaire Ampefiloha. Nahatonga ahy nitory teny an-kalamanjana t@ izany fotoana izany !!
novalian'i fijo ny 07/10/2004 20:17
2. kitjo ( 06/09/2004 13:34)
Ny anah ilay "Jesoa Fitiavana" an'ny Feo mamantonalina @ Fihirana Fanampiny....."Jesosy reharehako"....."Jesoa Mpanjaka malaza".....dia ilay 107 "Maniry mafy aho..."

"Tsy iznay no ilaina", Bessa sy Lova Rakoto tena tsara.....Dia ilay zafindraony katolika ireny.....
3. sipagasy ( 06/09/2004 16:03)
ny ahy ilay hoe "any an-danitra any no fonenako, any aho no mody raha miala ety......"
4. chipie1 ( 06/09/2004 16:12)
ny ahy indray de ilay "tsy nambaranao ahy" an'i Fara Andriamamonjy.
5. fijo ( 06/09/2004 20:08)
sipagasy>ny ahy koa io tiako fa ahatsiarovako an'i dadanay tamin'izy maty.
6. xxx ( 06/09/2004 20:45)
Ny anah koa tiako be ilay Zafindraony betsileo ireny indrindra izay manao ny tantara Masina ao @ baiboly :*
7. ikaretsaka ( 06/09/2004 20:52)
ny anahy i "lalina ho ahy "
8. zamahery ( 07/09/2004 07:07)
Ny ahy indray ilay hoe :

" TSY NY AHIAHIN'IZAO TONTOLO IZAO "
9. olly ( 07/09/2004 19:18)
ny ahy fihirana fanampiny : "raha Jehovah no mpiandry " sy ilay iray izay tsy haiko ny lohateniny sy ny mpihira azy hoe : "tohano mafy aho , mba tsy hiova lalana .... " :cry:
10. ikaretsaka ( 08/09/2004 03:04)
NIverina nihaino an'i "miantso anao" (zafindraony katolika) aho fa tsar akoa iny
11. chipie1 ( 08/09/2004 08:16)
ramaso> mitady ho hors sujet eto ndray!!
:twisted:
12. ikaretsaka ( 08/09/2004 08:19)
chipie> vizambizana angaha nareo sy ramaso ?
13. mumu ( 08/09/2004 08:31)
:-D :-D
nahazo maitresse vaovao njay ramaso
14. chipie1 ( 08/09/2004 09:11)
ikaretsaka sy i mumu kou lasa hors sujet miaraka andramaso an! :evil:
hira masina no sujet eto :wink: :-D
15. ravatorano ( 08/09/2004 13:38)
elah aloha ramaso d manondrana kely foana ary izay no maha ramaso an elah .
Nenah kosa ilay hoe fo torotor ranomaso pijaliana iny tena tiako indrindra ny feony.
Misy hira natokana ho ani Masina Maria izay koa tena mahafinaritra ahy ary hira vaovao fa mbola tsary haiko tsara.
16. kitjo ( 08/09/2004 13:42)
Ny anah ny zafindraony katolika koa tiako aann
17. fijo ( 27/09/2004 22:11)
hira mampatory aby ka manahirana ny mihaino azy ka.indrindra aty lavitra aty.
18. fijo ( 29/09/2004 21:31)
raha misy dia izay letsy ngamba an
19. ikaretsaka ( 04/10/2004 04:51)
dia masina am-patoriana lets ra fijo an
20. fijo ( 04/10/2004 20:28)
sao dia maty ary amin\'izay? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4068