Fifamoivoizana eto Antananarivo
1. kally
(
29/09/2004 14:44)
Tena mbola ho ela vao hanara-dalàna ny mpitondra fiara eto Antananarivo, tsy hiteny aho hoe tsy mifanaja izy satria mba mifanome lalana sy mahay mifandefitra ihany fa maizina @ ankamaroan\'ny mpamily izany atao hoe lalànan\'ny fifamoivoizana ( miova bande tsy misy clignoteur, mijanona ambony trottoir...) sa ahoana ozy enao? :wink:
novalian'i fijo ny 03/11/2004 22:13
2. heartbreakkid
(
29/09/2004 17:11)
Ka rehefa manao hadalana tsinona mbola vita @ fanomezana otra koa aiza no hisy hanao izay mety? 8O
6. pitchou
(
05/10/2004 10:25)
ny tena milay le mamoaka tanana eo ambaravarankely izy mangataka lalana d tsy miandry omena fa tonga d misisika d matyiiii!
8. fijo
(
05/10/2004 21:18)
hain\'i pitchou tsara ilay izy an.ilay mivoaka avy any amin\'ny ambasady de firantsa iny dia ny tena mitsotsotsotso avy aty ambany hiakatra ho ery andohan\'analakely.eo amin\'ilay mpivaropanafody dia mody mamoaka tanana ry ilay kary sady tsy mijery anao fa mampiditra ny fiarany ihany.dia rehefa terena dia izy indray no sos pe.
9. nananie
(
06/10/2004 09:58)
Mila miverina mihanatra ny code de la route! :-D . Asa mba taiza koa no nahazahoan\'ireny permis??, Alatra angamba...
10. fijo
(
06/10/2004 20:04)
ny code anie hainy ry sipa e,fa tsy te ahalala izay fampiharana azy izy.
11. fijo
(
06/10/2004 21:41)
eo indrindra ny olana.tsy hoe iray no tsy mampiasa fa ny rehetra.hany ka izay mampiasa indray no lasa voahavaka.
13. pitchou
(
10/10/2004 20:21)
ngah nareo tsy mbola nahita le taxibe efa tsy eny @ arret intsony d mahita oul otran\'ny mihazakazaka d mijanona eo ampovoan-dalana miandry?
14. ikaretsaka
(
11/10/2004 19:23)
raha ny israelianina aloha no mitondra any dago dia mety hanara dalana ihany isika e.. ohatra heo izany taxi be izany tonga de tifitiny @ helikoptera misy rocket.. vao mahita anakiray voa ny gasy tonga dia mipirina.....
saingy soa ihany
saingy soa ihany
15. fijo
(
11/10/2004 21:07)
soa tokoa fa raha tsy izany efa tsinisy karetsaka intsony fa efa potiky ny tifitra jiosy.
16. rakchris
(
14/10/2004 17:07)
Ka ilay lalana nohalebiazina eny Andravoahangy sy ilay eny 67ha iny hoaho no mba tiako hasiana resaka kely ry zareo ah !. Anarany nandaniambola B kanefa dia ataon-dry zalahy PARKING fotsiny.
17. pitchou
(
14/10/2004 19:43)
dray! rehefa manondrana rizalahy ao @ fivondronana ao d manjavona ny fiaranao rehefa tsy @ tokony hisy azy nefa enao tsy ao! d any @ fourrière tokou mou zany no alaina!
18. fijo
(
14/10/2004 20:20)
ramaso ve mba mahay mangady e?tsy ho potika io tanana malemy be io? :-P :-P :-P
20. pitchou
(
15/10/2004 17:11)
ahaaaaaaaaa! variana indray aho! ahoana tokou mou zany no nahafantarin\'i fijo we malemy le tanan\'i ramaso? :?: :twisted: :-D :-D :-D