Fifamoivoizana eto Antananarivo
21. fijo
(
18/10/2004 21:41)
pitchou an jereo ny sariny dia ho hitanao fa tsy mahay mahandro vary akory io. :-D :-D :-D
22. rvoulah
(
20/10/2004 18:08)
miresaka fifamoivoizana ao tana ihany , aiza ho aiza kay zao le projet tram way?
23. fijo
(
20/10/2004 20:55)
rvoulah>mbola lavitra be izany.na ny banky mondialy aza tsy hanome vola raha resahana an\'izany.
24. ikaretsaka
(
21/10/2004 03:48)
nefa dia nasaina ni design sy nanome concept an\'io aby ny mpianatra maromaro manao memoire ana ingenieur sy architectes tany @ tanana tato ho ato ary efa bedebe ny plans efa vita ahitana ny \"revy\" hoe ahoana ny poziny raha tontosaina..
saingy ravola no maitre e!
saingy ravola no maitre e!
25. fijo
(
21/10/2004 20:09)
vola no andritra matanjaka indrindra nefa isika tsy manana.lavitr\'ezaka be izany.ny vidim bary sy ny fiainana aloha.
26. pitchou
(
23/10/2004 18:37)
tsara ihany ny manao jery lavitra ka! am-polony taona koa ange vao mba vita sy tanteraka ny an-drizareo be vola e! aleo alou misy ny hevitra d rehefa avy eo manaraka moramora ny fanatanterahana! m-jules verne alou e!
28. ikaretsaka
(
23/10/2004 19:48)
za efa tratran\'iny.. ka ilay tsy nijanona stop indray no fesona be nohon\'ny fiarako
30. pitchou
(
24/10/2004 17:13)
zandrinifijo> ngah enao tsy mba ampindramin\'i zokinao? ntsssôôôô! sao d anaovanao le tsy mijanona stop kosa alou ny fiarany e!
karetsaka> mba mafy loha kou zao pikla-nao zao an! :-D :-D :-D
karetsaka> mba mafy loha kou zao pikla-nao zao an! :-D :-D :-D
35. pitchou
(
01/11/2004 17:44)
ny eto tana ve? tsy possible kosa zany! izao aza bus fira aizato ireo mbola misy faraitra tsy misy ihany kou navette ahoana? ny eto ange miparitaka ny toeram-piasana e!
36. fijo
(
01/11/2004 22:32)
tsara ilay hevitra ary efa nisy resaka momba io tany aloha tany,fa sarotra ny hampiantra izany amin\'ny olona.
37. pitchou
(
02/11/2004 18:10)
d ahoana zany ny senatera sy ny dpiote sy ny dg sy ny pdg isan-karazany? sy ny ministra? :evil: misy marary any ho any d voatery hande hiandry bus ... hanao courrier ny toeram-piasana d hande hiandry bus ... voaantso tampoka ary ho ary d hande hiandry bus ... misy mahazo ny zaza any am-pianarana d alefa miandry bus izy ... asa alou fa tsy hitako ho mahavaha olana raha izay sady tsy d hitako loatra hoe fandrosoana e! mety we tsara ny sosialisma fa na izany aza ....
ny vaovao farany alou d hoe asiana tramway ary efa tonga ao toamasina hoe le masinina! ny hametrahana azy zany sisa
ny vaovao farany alou d hoe asiana tramway ary efa tonga ao toamasina hoe le masinina! ny hametrahana azy zany sisa
39. pitchou
(
03/11/2004 11:18)
izay no nolazain\'ny vaovao an-tsara t@ alatsinainy, d nisy otran\'ny lamasinina nasehony! toa hoe tany Toamasina i ra8 nijery an\'io!