ny finday

1. ainaheri ( 28/09/2004 07:36)
Nareo ve tsy mba taitra ka mikaraoka ny paosinareo raha sendra maheno finday(tél port)
eo akakikinareo nefa tsy anao akory lay appel?
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:50
2. booboo ( 28/09/2004 07:46)
zay ny tsy mba itiavako an\'ireny raha ireny sady tsy mety hividianako an\'ireny mandrak\'ity ! mampisahotaka fotsiny :^) !
Hevitro manokana io na haiko ara oe ilaina refa sendra ny terrible fa maika beeeeee lé hafatra ! :°)
3. pitchou ( 28/09/2004 10:19)
le hirahira kely no anavahana azy ka! raha sendra ny mitovy vao mety hikoropaka! na kou atao vibreur le izy d rehefa tsy mikitikitika d tsy misahotaka! fa aza mba saro-kibokibo alou e!
4. rahery ( 28/09/2004 13:25)
Ny tena mahafinaritra ahy le nitrangan\'ny code manokana momba ny finday:
alohan\'ny miditra an-dakilasy, vibreur, any anaty metro, fanoratana ny sms, taloha niravahana izao ndray manomboka afenina, ary farany, lasa télétout !
Vita triage koa ny appel à répondre sy ny azo couper-na !
Misy ny namana, ny somary namana, ny supernamana, ny ..., sy ny sisa e !

Fa ny marina aalouh de ny hoe: ny findaiko ihany no ahy e ! :-D
Ary raha hadino, mbola finday ve ?
5. mimich ( 29/09/2004 12:18)
hihihi, vao omaly mihitsy aho no tratra t@ io finday mitovy feo famantarana , gaga aho fa any am-paosin\'oll teo ankaikiko no nahenoako ny feon\'ny findaiko
6. fijo ( 29/09/2004 19:46)
tsotra e,aza mandany vola amin\'izany raha hanahirana toa izany io
7. six ( 30/09/2004 11:22)
ka raha tia zaza no atao feony e! ts misy mpanana zany! :roll:
8. fijo ( 30/09/2004 19:23)
hividiano kaly no vola e
9. tsiperifery ( 01/10/2004 07:34)
Ahoana ry namana isany no nahatonga ilay anaran\'ny portable hoe fanday ?
ramaso> nenà letsy mbola ilay fanday t@ andro fahagola ihany no ampiasaiko fa iny tsy misy surprise loatra amiko ny facture tonga faran\'ny volana a !
ainahery> za efa in-2 naika aksidan nitondra fiara sady mandray antso ! Ny fanafodiny hitako dia ny mamono ny fanday refa hitondra fiara satria tsy mahafehy tena !
10. booboo ( 01/10/2004 07:46)
tsiperifery>finday fa tsy fanday. hihihihihi
11. mimich ( 01/10/2004 13:58)
tsiperifery> faday ahoana ary hihihi, biby anie izany fanday izany e! finday no izy avy amin\'ny tenimparitra no nahazoana azy io
manday = mitondra, finday= fitondra= portable
12. fijo ( 04/10/2004 19:50)
ka ny loza dia ny mitondra fanday izany ko.
aty frantsa moa dia efa voararan\'ny lalana io mitondra sady mandray antso io ka izay no nanasivana ny\" sans fil\".fa toa tsy mbola be izy io any mada.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264