Ny tontolo iainanao io

1. ainaheri ( 30/09/2004 06:23)
Hajao ny tontolo iainana fa io no antoky ny fiainanantsika zanak\'olombelona:
mba fantatrao moa firy taona vao levona ao anaty tany ireny harona (sachet) ireny?
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:45
2. booboo ( 30/09/2004 06:52)
tsy haiko alongany oe firy taona fa ela beeeeeeeeee fotsiny vĂ´ levona sady manimba raha zareo avy teo.
3. bichette ( 05/10/2004 14:52)
firy taona veo levona ilay sachet ?????
4. fijo ( 06/10/2004 22:23)
500 taona.ka dia mihevera rehefa hanarinary azy ireny.
5. tsilan ( 08/10/2004 19:45)
O leiretsy eh

Ny tontolo fiarianam fa ny olona fanaja. Koa miala tsiny razoky fa tsy tsy afaka hanaja izay tontolo iainana aho an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502