Ny tontolo iainanao io
1. ainaheri
(
30/09/2004 06:23)
Hajao ny tontolo iainana fa io no antoky ny fiainanantsika zanak\'olombelona:
mba fantatrao moa firy taona vao levona ao anaty tany ireny harona (sachet) ireny?
mba fantatrao moa firy taona vao levona ao anaty tany ireny harona (sachet) ireny?
répondu par tsilan le 08/10/2004 19:45
2. booboo
(
30/09/2004 06:52)
tsy haiko alongany oe firy taona fa ela beeeeeeeeee fotsiny vô levona sady manimba raha zareo avy teo.
5. tsilan
(
08/10/2004 19:45)
O leiretsy eh
Ny tontolo fiarianam fa ny olona fanaja. Koa miala tsiny razoky fa tsy tsy afaka hanaja izay tontolo iainana aho an
Ny tontolo fiarianam fa ny olona fanaja. Koa miala tsiny razoky fa tsy tsy afaka hanaja izay tontolo iainana aho an
