hova sy tanindrana

1. maditra ( 24/09/2004 18:28)
Tsy sanatria hamporisika adim-poko ity e!
aza misy mi-pa
aza misy mi-pi
aza misy mile....
ok aza misy ratsy saina
---------------------------------------------------------------------
Nisy hono bandy avy tany anindrana tany mba namangy an\'izany Antananarivo izany.
Nony tonga teny Anosy izany lery dia gaga be teo am-pitazanana an\'hilton. Dia raikitra ary ranamana nanisa ny etage e.Rehefa nahisa 12 izy dia nisy bandy 1, ireny mpisoloky olona ireny e nanatona azy no sady nanontany azy hoe:
-fa inona lesy no ataon\'ela eo?
-zaho manisa raha to, zaiky raha ambo(havo be) e ao?
-f\'ataon\'ela isaisaim-poana ohatr\'izao moa lesy izy io?
-manino?
-mandoa vola lesy vao afaka manisa an\'io ah
-otrinona?
-100ar isakin\'ny voahisa. firy izay no mba efa voahisan\'ela?
-6
-600ar izany no efain\'ela.
Nomen\' lery izany ilay vola.Ary faly be mihitsy izy nanao hoe:
\'\'\'tsy nahova an\'azy eky indraiky iny, 12 voahisako 6 foana nifaiky!\'\'\'
mbola nanao azy ho nahavoa ihany izany lery satria efa nahavoaisa 12 nefa nataony 6 :? :? :? :?
vita tompoko o!
novalian'i majakely ny 09/02/2005 13:53
2. fanja1 ( 24/09/2004 19:03)
maditra! mba tena te himehy za fa mialatsiny fa tssy azoko ilay izy!
3. maditra ( 24/09/2004 22:21)
Dia i tena izany rehefa tsy mahazo de tsy mamaly. vita tompoko o : :lol: no lol
4. fanja1 ( 26/09/2004 06:54)
ary aza mba mifanao tena na izany aza ry maditra! fa tena tssy fifanajana na kely aza!
5. ravatorano ( 27/09/2004 12:12)
ia maditra
nagnao izy io zegny mivola fa nahavoa ireo nahazo vola.Io foa anaovan ireo tanindrana anareo ho malama , mahay manambaka
sa tsizegny
:°)
fanja> tsy te himé njy fa mety azon njy ihany lew resaka kah
hihihihihihi
6. fijo ( 27/09/2004 22:17)
milay le izy ka.tena nampahendry an\'ialahy iny indray mandeha iny.ih,ih,ih,
ary aza tenatenaina kosa i fanja fa mba rehefa mianjaika vao manao azy e. :-D :-D :-D
7. maditra ( 27/09/2004 23:48)
ianareo no tena tsy mahazo resaka dia miteniteny foana.F\'efa hoe tsy misy hevitra ara-poko io na fihaviana fa izay.Azovy koa mo nivolana tamin\'iry Ravatorano fao hova izahay? :!:
8. maditra ( 27/09/2004 23:57)
f\'angamba fijo koa mihevitra fa izaho no voambaka.Ataonao ho iza moa zaho?
9. fanja1 ( 28/09/2004 07:12)
ravatoranao ! tena tsy azoko marina e! zany ve de hisangiko ? refa tsy azoko de tsy azoko de lazaiko ny ahy!
Ramaso y pas de oh oh oh! tsy azoko waa
10. ainaheri ( 28/09/2004 07:54)
Milay kosa lay blagy an!!tezitra za teo de vao
namaky azy d :-D !!
o ry Fanja1>gasy miresaka ntsika zao miezaha mahazo fa ity sera2 gasy ka ra isaky ny andè zao dia tsy azoko de eo ianao ra tsy misy fiezahana, dia mba otr\'zany koa anie ireny
loahevitrao @ teny vahiny ireny dia midika ve fa
ahaizanao teny gasy ny fanaovanao an\'ireny?
11. ramoul ( 29/09/2004 14:29)
tô tsy de tena mampme le ziy fa na d zany ary nivanitika zah! :lol: , itanareo io a nivanitika zah ààààà! :lol:
12. pitchou ( 29/09/2004 17:37)
tsy we nahatezitra fa tsy d nampime ahy lôtra fotsiny ka! sao d mba le tohiny no tokony tantarainao maditra?
13. fijo ( 29/09/2004 21:45)
milay kosa le izy ka.
maditra>za nga milaza hoe ialahy no voa.ilay blagy no lazaiko hoe nampahendry an\'ialahy.

karaha malaky manonga koa zama ty manafo e.
14. pitchou ( 01/10/2004 17:49)
maditra> ambarako mila mitokiky zalahy! hay moa enao te-hiaro!
15. fijo ( 04/10/2004 20:51)
maditra zalahy maditra fo eeeeee.
16. xxx ( 21/10/2004 10:41)
mianara aloha tenim-paritra vao mitantara blagy,
sao dia ataonareo toy ny belza sy ny ecossais ary ny gasy letia e ,? :roll:
17. mumu ( 21/10/2004 11:32)
:-D
18. kinaoly ( 21/10/2004 14:02)
hihihi aza mbo voany ihany wa, mampime be le izy :-D
nga tsy efa we natao imemezana fotsiny ee, to niitatra otran\' ny sima misika kl :roll:
19. fijo ( 21/10/2004 20:33)
xxx nga mahavoa tenimparitra be???
20. majakely ( 09/02/2005 13:53)
blagy eo ihany fa ny zandrinay efa voafitaky ny olona eo amin'ny rova le may ao Tana fa hoe mila mandoha dimanjato kay le izy tsy marina ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1989