Hafatra ara-pilazantsara

1. tsiperifery ( 09/09/2004 12:26)
Nisy eritreritra niserana t@ namantsika nanao hoe: " Tena marina fa adino matetika ny mamaky baiboly refa andavan'andro, nefa tsy adino ny mamaky forum eto ".
Hisorohana izany dia ande ezahintsika asiana hafatra nalaina t@ soratra masina nofidiantsika eto mba afaka tsidihina matetitetika. Ezahina tsy asiana commentaires firy fa fampahatsiahivana fotsiny dia ampy. Hanombohako azy ary ity ao @ salamo ity:
" Miderà an'i Jehovah fa tsara Izy" Sal.107-1 :)
novalian'i xxx ny 21/12/2004 16:05
2. tsiperifery ( 24/09/2004 14:53)
" ...Mba ho ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo ..." Jaona 15- 11
3. booboo ( 26/09/2004 10:39)
Ne laisse personne te mépriser parce que tu es jeune, mais sois un exemple pour les croyants, dans ta façon de parler, ta conduite, ton amour, ta foi et ta pureté. 1Tim 4 : 12
4. tsiperifery ( 27/09/2004 08:46)
\"Na dia asiana soa aza ny ratsy fanahy, tsy mety mianatra ny fahamarinana izy.
Eny, na dia ao @ tanin\'ny fahamarinana aza izy, mbola manao meloka ihany ka tsy mety mijery ny fahalebiazan\'i Jehovah ! \"
Isaia 26 : 10
5. fijo ( 27/09/2004 22:05)
\"mandania andro mitsikaraka ao anaty baiboly,fa aleo izahay hitsikaraka vola aty ivelany\"fijo laharana 1 andininy 0
6. booboo ( 28/09/2004 06:25)
Jérusalem est entourée de montagnes ; le Seigneur entoure aussi son peuple, c\'est vrai aujourd\'hui, ce le sera toujours. Psaumes 125 : 2
7. chipie1 ( 28/09/2004 07:02)
\" izao no didiko , dia ny mba ifankatiavanareo tahaka ny itiavako anareo.
jaona15:12
8. tsiperifery ( 28/09/2004 07:21)
\" Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona, fa miezaha mandrakariva mba hitady izay tsara, na amin\'ny namanareo na amin\'ny olona rehetra \"
I Tesaloniana 4 : 15
9. booboo ( 29/09/2004 13:39)
N\'oublie pas que je t\'ai recommandé d\'être courageux et fort. Ne tremble pas, ne te laisse pas abattre, car moi, le Seigneur ton Dieu, je serais avec toi partout où tu iras. Josué 1 : 9
10. fijo ( 29/09/2004 21:30)
taiza andriamanitra tamin\'ireo namana notapahana loha tany irak?
aiza andriamanitra amin\'izao mahazo an\'i hiti izao?
aiza ihany koa izy amin\'izao mahazo ny gasy tsy manam bola izao?
sa ve be hona hatono koa any ary tendakanina toa ahy izy ka variana mikalytonon kena?
raha izany dia aleho koa aho andeha ihinana ny henako fa sao mangatsiaka eo.
11. tsiperifery ( 30/09/2004 07:31)
\" Mifahara, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
ary kiraroy ny fahavononampanahy avy @ filazantsaran\'ny fihavanana ny tongotrareo,
ary ho fanampin\'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga izay ahazoanareo hamono ny zana-tsipika mirehitra rehetra izay alefan\'ilay ratsy \"
Efesiana 5: 14-16
12. chipie1 ( 30/09/2004 11:38)
tsy ampy saina izay manamavo ny namany;fa izay hendry dia mangina
ohabolana11:12
13. fijo ( 30/09/2004 19:38)
toa tsy misy mamaly ilay nisy an\'i lery e
14. tsiperifery ( 01/10/2004 15:40)
fijo> Minoa fotsiny ihany . :wink:
15. bichette ( 04/10/2004 06:13)
Fijo > :roll: ialahy ity ve tena tsy mino an\'Atra ? :roll: :?: :?: :?: :?
16. bichette ( 04/10/2004 06:18)
Ary Atra ninia tsy nijery ny andron\'ny tsi-fahalalana ; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin\'izao tontolo izao hibebaka, satria Izy efa nanendry andro iray izay hitsarany izao tontolo izao amin\'ny fahamarinana ASA 17:30-31
17. fijo ( 04/10/2004 20:27)
bichette \"hatramizao any aho ka tsy mbola mino foana e\"
bichette o\"hatramizao any aho ka miantso anao foana e\"
mety tsara kosa le hira an?
18. ikaretsaka ( 05/10/2004 02:04)
tssssssssss :lol:
19. fijo ( 05/10/2004 21:37)
fa ahoana le?sa heverin\'ialahy fa hafangaroko i bichette sy \"brochette\"samy mahaliana ahy aloha e.fa ny tsara dia ny mihinana brochette miaraka amin\'ni bichette.
20. ikaretsaka ( 07/10/2004 03:17)
Niara nihinana sy nisotro taminao izahay tompo.... (tsy tadidiko le toko le.. fa ao anaty baib\'s io)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09