Hafatra ara-pilazantsara
22. bichette
(
07/10/2004 06:05)
Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra aby amin\'Atra, nefa hamarinina maimaimpoana amin\'ny fahasoavany.
rom 3 : 23-24
rom 3 : 23-24
23. chipie1
(
07/10/2004 07:14)
misy mandefalefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron\'ny sabatra ; fa ny lelan\'ny marina dia fanasitranana kosa.
ohabolana12:18
ohabolana12:18
25. xxx
(
21/12/2004 16:05)
AZA TIA MANANIHANY RY FIJO FA MBA JEREVO ZAY LAZAINY OLONA ,FA TSARA MINO NA DE TSY MAHITA AZA .FA TSAROVY FA IZA MOA NAMORONY FO NY LAHY.
