Inona no tokony ataoko

1. xxx ( 30/08/2004 08:45)
Salut daholo
Misy lehilahy izay ry reto de tena tia azy aho nefa tsy aiko raha fantany izany fa toa hihalasa adala aho refa mahita azy
Efa nisy resaka nandeha anefa t@ ilay namako fa toa hoe manontany ny momba anah tany aminy hono izy nefa izy tsy mety mba tafaresaka tamiko mitsy de tsy itako ry reto zay ataoko fa mba toroy hevitra za raha mba azo atao
Merci (l)
novalian'i fijo ny 01/11/2004 22:52
2. tequila ( 30/08/2004 17:29)
Ahoana raha resahinao ilay namanao hoe ndana teneno hoe enao koa manontany momba an'azy dia mety harisika izy ?
3. fiaritiana ( 30/08/2004 18:17)
ohatran ny cas ako mihitsy izany fa izao ilay lehilahy ve anefa miresaka aminao tsotra
raha izay indray mantsy mety tia koa izy fa tsy manambara sa ahoana ny fijerinao azy
4. fijo ( 30/08/2004 21:29)
resao aloha ilay namana dia ataovy izay hiaraha mivoaka indray ariva fa vita milamina io :* (l)
5. razafys ( 26/10/2004 04:32)
ataovy izay hisin\'ny occassion hiarahinareo sy hiresahinareo. fantaro tsara ny fihetsiny sy ny firesahany aminao hoe mitempo fitiavana anao koa ve izy? izany hoe reciproque ve ilay fitiavanao ?
6. fijo ( 26/10/2004 21:38)
tsapao koa ny fony e.ampidiro ao anaty akanjony ny tananao . :-D :-D :-D
7. fijo ( 27/10/2004 20:20)
ary rehefa heno fa midobodoboka dia anontanio hoe \"ho ahy ve izany dobodoboka izany?\"
8. johanr ( 27/10/2004 21:14)
ataovy izay hampisy contact anareo @ alalan\'ilay namanao mahafantatra azy.Oh hoe miaraka mamonjy fety nareo.De anjaranao @ zay ny mambombotra ny tohiny e!Raha saron-kenatra alou enao dé mety sarotsarotra ihany satria mantsy toa enao no tena vita be aminy.
9. fijo ( 01/11/2004 22:52)
izay mihintsy.avy dia ny masony kendrena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2319