Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hoanao, milahatra araka ny daty
hoanao
(
02/09/2004 11:17)
Sosokevitra : fandaminana ny hafatra
Miala tsiny fa mbola vaovao eto @ity sehatra iray ity ny tenako. Ka asa na efa noresahina teto ny hevitro na ahoana.
Izao mantsy : somary efa zatra ireo forum hafa @ internet aho ka very ihany t@ v...
tohiny
novalian'i hoanao ny 07/09/2004 13:37
hoanao
(
31/08/2004 16:36)
Tsy tia Mozilla ve serasera.org : bug
Ho an'ny mpiandraikitra ity fiseraserana ity, misy tsy mety kely ny fizahana ny takelaka mankao @ takelaky ny tononkira raha ohatra ka Mozilla no navigateur ampiasaina.
Ity ny zavatra hitako : http:/...
tohiny
novalian'i hoanao ny 01/09/2004 07:39
hoanao
(
30/08/2004 11:32)
RNS : fifampijerijerena ve ?
T@ RNS farany te wa, nisy namako izay nanontany ahy hoe "angaha elà tsy ho any @ RNS ?", nandà aho fa tsy afaka mantsy.
Dia nanontaniako izy hoe inona koa no hataony any dia hoy izy hoe "Hifampider...
tohiny
novalian'i gasipetakely ny 10/03/2005 19:04
