tsetsatsetsa tsy aritra

1. sousoune ( 01/09/2004 11:28)
sao de mba misy mahalala any Ramahatoraka Rovaniainadit Pepe nipetraka tany Tamatave ,mba omeo vaovao zay mahalala de misaotra mialoha,tsy misy in na eritreritra ratsy fa mba fitia te hahalala fotsiny
novalian'i mateur ny 30/10/2012 18:20
2. fijo ( 01/09/2004 19:35)
pepe ao paris ve izany?
3. fijo ( 02/09/2004 23:27)
ary toa tsy hita intsony?
4. ds ( 03/09/2004 20:28)
Pepe hafa io ra-fijo a. Ny anao io boaka majunga :-)
5. fijo ( 04/09/2004 19:51)
kay, hainao moa pepe ta majunga iny?halako manafo iny hein man,boka taminazy to ndro tsy nahaizako baskety.izy nampianatra nanay ,isakan teteky ompa neny ndro mandeha.farany zao chofy directa niregleko izy ,fa tsy nasaky namaly.
6. fijo ( 06/09/2004 19:25)
ramaso>aza mba ampianariny le zalhy io,fa tena mandreraka be.ny reny sy ny anabavy tsy hita any no voateniteniny foana ka mahakamo.
7. ainaheri ( 09/10/2004 08:44)
fijo
8. fijo ( 11/10/2004 20:29)
ainaferi>tena bandy mahakamo io ka.
9. ikaretsaka ( 11/10/2004 20:44)
iza iznay le .. ra pepe ve? mpingoso anabavy be iny
10. fijo ( 12/10/2004 19:35)
bandy foty manify kely iny.mpanompa lozantany.
11. chipie1 ( 12/10/2004 20:08)
fohy otrazy kou zany ny fisainanany
12. fijo ( 12/10/2004 20:11)
manahirana be lery ka.
13. iartistika ( 16/02/2005 21:41)
Pepekalé ve zany sa pepe pelaka?
14. dadabe ( 17/02/2005 09:19)
mety ho pelaka angamba,le mipetraka ao gabon, :D
15. iartistika ( 17/02/2005 09:22)
Gabone zany pepe?
16. fijo ( 18/02/2005 00:07)
izay
17. dadabe ( 18/02/2005 08:11)
=)) =)) =)) =)) =))
18. iartistika ( 18/02/2005 15:12)
Aza de mihomehy mafy fa tsy tsara @ efa dadabe hono zany eh!mampihenjana hozatra!de reraka avy eo!
19. dadabe ( 20/02/2005 07:19)
ka le hozatra mihenjana no horariana kouuuu ahoan indray ary 8)
20. iartistika ( 20/02/2005 09:18)
Mihinàna kolà......,sady tonga de bokony be le hozatra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2456