Mahazo teny gasy eo
1. dotmg
(
31/08/2004 07:50)
Naverina ity resaka ity fa nosoloana ny lohateny.
AME SENSIBLE et ADEPTES d' EDUCATION SECTUELLE S'ABSTENIR.
Misy voambolana tsy zakan' ny mpivavaka amin' ny sekta sasany sy ny sarangan' olona maromaro koa iangaviana tsy hamaky izay tsy mahazaka voambolana.
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24078&r=2&d=2004-08-25

novalian'i falygerd ny 16/06/2005 06:21
4. xxx
(
31/08/2004 15:38)
Toa rariny ihany indray ilay sivana. Mba lohahevitra kolotsaina ity zalahy dia aoka mba izay handrosoana amin' ny kolotsaina no atao a. Raha tany amin' ny hatsikana sy lalao na resak' olon-dehibe dia mba natao vazivazy fa ny resaka mba antenaina ho hita aty dia hoe Tokony hiala amin' ny fahamenamenarana miteny ny voambolan-drazana ve isika malagasy sa tokony hofadiana im-pito mandifotra olona ireny teny sasany maherihery ireny?
5. kitjo
(
31/08/2004 16:29)
Za kosa aloha tsy mitovy hevitra @ xxxx e, Mba manonona aloha anarana sa ratsy toy ireo voambolana ny fihevitrao ny anaranao?
Fa mapahafantarana kosa ange io e, fa tsy zavatra natao hisangiana na ho resaka vetaveta araka ny eritreritrao fa tena resaka kolontsaina mihitsy. Raha namaky ianao jereo hoe maninona marina moa @ fiteny frantsay sns azo tenenin atsara ireny teny ireny? Misoratra eny @ ambalazy eny @ mpivarotra , @boky sns......
Tsy ilay teny no ratsy angamba ataoko fa noharatsiana ka izay no mba heverina hoe tokony hohazavaina oh zao. Sa tsy maahzo miteny koa hoe nono, kibo sns....
Tsy haiko aloha e, zany oe ilaina fahazarana koa angamba ilay izy fa raha tena dinihina marina zavatra tsy tokony ho ratsy mihitsy.

7. dotmg
(
03/09/2004 06:44)
http : // www . lexpressmada . com / article.php ? id=24078 & r=2&d=2004-08-25
8. xxx
(
03/09/2004 06:49)
kitjo >
Miantefa any amin' i fatsoraly ilay kiana fa tsy any amin' i DotMG. Efa nasiany hoe Ame sensible s'abstenir io ka izaho tsy ame sensible. Manjary havadik' i fatsoraly ho vazivazy mantsy ilay resaka matotra be fa ilay tari-dresaka tsy mampaninona.
============================
Ho tohin' ny resaka :
Inona no metimety kokoa sy mazava sy mahitsy kokoa amin' ireto:
Manala volom-pory, sa
manala volom-pivaviana, sa
manala volom-pitaovam-pananahana, sa
manala volon' anona, ilay zavatra tsy sahiko lazaina fa mahamenatra fa "teny ratsy" ilay izy.

9. lanto
(
03/09/2004 07:26)
Raha ampiasaina amin'ny fotoana tokony hampiasaina azy sy toerana mifanandrify aminy ny teny dia tsy tokony ho "ratsy", ie raha toa ka tsy resa-....(tahaka ilay lohateny nomena teo aloha) fotsiny na entina anompana olona.
Resaka tokony ho matotra ity ary ahitana zava-baovao raha samy mahafehy tena sy teny ny mpidinika.
Resaka tokony ho matotra ity ary ahitana zava-baovao raha samy mahafehy tena sy teny ny mpidinika.
10. mimich
(
01/10/2004 08:30)
ho ahy manokana , tsy misy teny ratsy fa ny fotoana ampiasana azy sy ny fomba fanehoana azy no mety maharatsy azy. Ankoatra io dia ny teny mahamenatra angamba no misy , satria ho antsika malagasy dia mbola eo ilay fitenenana hoe \"tsy faseho masoandro\", noho izany , mbola misy ny voambolana izay heverina ihany koa fa mahamenatra ny mampiasa azy andavanandro.
11. fijo
(
04/10/2004 21:18)
izay vao hitako ilay loa hevitra.io dia efa nisy resaka nifanaovana ihany ny momba azy.ary ny tenako manokana dia manohana io fomba fampiasana ny teny gasy io.hatrany majunga io no efa niadivako tamin\'ny reniko foana satria izy dia maheno ny mpifanilabodirindrina miantso ny zananany vavy \"hisasa fory\".dia iny ra mamanay fa miantso ilay olona ary miteny azy hanova voambolana.ny marina anefa dia miteny tsy misy saina maloto ilay olona fa ny reniko no efa voapempon\'ilay fisainana nentin\'ny vahiny ka nanjary nanary ny azy.
toa io marina ny fiteny nisy teto talohan\'ny nahatongavan\'ny vahiny.
ary rehefa mijery sarimihetsika ka misy manao,dia hoy mamanay tsy taitra\"ahhh,ils ont fait l\'amour\"dia hitsiko foana hoe \"milely ihany ny hiafarany\" ary dia raikitra ny gidraka.
ka ny tiako lazaina dia izao.teny gasy marina sy madio ireo ka ianao no mandoto azy matoa izy maloto.ary ny loza dia ianao mihintsy no maloto fisainana amin\'izay.

12. kitjo
(
15/11/2004 08:11)
Amiko aloha dia tsy nisy zavatra nomen\' Andriamanitra antsika ka ratsy fa isika ihany no maharatsy azy
14. falygerd
(
16/06/2005 06:21)
za ndray aloha raha ity resaka "teniratsy" ity no lazaina dia zao eh; tsy misy teny ratsy zany amiko fa ny fisainan'izay mandray azy no ratsy; taova misy @ olombelona anie reo eh ka inona ny olana? sa ve avoaka ny "teny ratsy madio?" de ho sahirana koa ny mpampiasa azy avy eo