tatitry ny fikaonan.....

1. fatsoraly ( 31/08/2004 00:56)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=383&ART=6188
novalian'i kitjo ny 01/09/2004 03:53
2. hery ( 31/08/2004 08:10)
Sao dia tsy fantatry ry leirony ary fa mampigadra izany... sa efa tsy mampigadra intsony? Taona vitsivitsy izay dia nisy tratra taoo ambany tetezan'i Bekiraro fa tonga dia baoro.
Tandremo zalahy fa 7.000 ange dia efa mahazo trano falafa e :)
3. fatsoraly ( 31/08/2004 08:12)
ka izy mety tsy misy trano ipetrahana dia manao fikan'ny "mpandaka polisy" rehefa ririnina ao Frantsa :!:
Sady lasa vedety no mahita prison misy sakafo
4. fanja1 ( 31/08/2004 08:14)
fa de inn loatra ny ao anatin'ny sain'ireo tanora?
5. peluche ( 31/08/2004 11:02)
fatsoraly/prison aty Madagscar tsy mitovy ny any Frantsa,mangahazo maraina sy antoandro
6. chipie1 ( 31/08/2004 13:35)
peluche > ka te hihinana mangahazo maraina atoandro zany ry zareo. :-D
efa saina biby mintsy zany an!
7. kitjo ( 31/08/2004 16:52)
Tttsss, ao Tana toa misy oh io foana @gazety isan-kerinandro, sa ve te ho vedety e?
8. fijo ( 31/08/2004 20:03)
tena mampigadra tokoa io ka.fa ilay fisainana mihintsy no tena efa fohy.
9. fatsoraly ( 01/09/2004 03:47)
peluche> efa tany angaha peluche? nanao ahoana ny tsirony?
10. kitjo ( 01/09/2004 03:53)
fatsoraly angah mbola tsy nihinanan mangahazo? sa hanandrana tsirona prison?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3461