Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i herylo, milahatra araka ny daty
herylo
(
17/11/2010 19:05)
Mafana be ao @ tanana @ izao mba ampitapitao ny vaovao.
Nivadika palitao indray nga ra Charles ?
lol
Mapmé be lery mba jereo kely ange. Le colonel koutiti............ et d'autres colonel.
mdrrr
http://www.youtube.com/watch?v=qmIdSbalx9Y
Raikitra ny poab...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 19/11/2010 06:32
HeryLo
(
02/03/2010 13:35)
Mitady asa eto Paris ile de France
Salama tompoko oh!
Mba saika hanontany hoe sao de misy manana tolotr'asa eto @ forum ?
Disponible 7 jour sur 7 24/24...
tohiny
novalian'i HeryLo ny 11/03/2010 00:30
HeryLo
(
31/03/2009 06:24)
Fivoriana nataony SADC omaly
Les dirigeants d’Afrique australe ont décidé lundi d’exclure Madagascar de leur organisation « jusqu’au retour de l’ordre constitutionnel », en signe de protestation contre le coup d’Eta...
tohiny
novalian'i locl ny 01/04/2009 19:41
HeryLo
(
25/11/2005 08:45)
Sary tahiry namanadago.
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
Miarahaba anareo rehetra indray.
Ireto ny sary notsongaina t@ lanonana niarahana t@
namana serasera dago.
Somary nanahirana kely ihany moa ny fanamboarana ka dia mial...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 20:23
HeryLo
(
14/11/2005 12:31)
Fety Sabotsy 19 Novembra eto Tananarivo
Efa mikatona izany ny fisoratana anarana @ ilay fety ka dia misaotra antsika rehetra zay nanoratra anarana ary manantena ny fahatongavan\'ny tsirairay avy hanotrona sy hanafana ny lanona.
Toy izao ar...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:31
HeryLo
(
27/08/2005 07:38)
Hiverina Dago D. Ratsiraka (Deba)
Maheno fanambarana ny tenanay hoe hiverina eto an-tanindrazana ndray hono ny ex president teo aloha.
[b]Bold text[/b]Inona ny antony mba tiko ho fantatra bebe kokoa :?:
[b]Bold text[/b]Misy ambadika...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/09/2005 08:24
HeryLo
(
11/07/2005 14:34)
Foule eclaire ? zava-mahagaga
Miarahaba anareo :
Misy karazan'olona ity zay ho tantaraiko aminareo ary mba omeo ahy ny hevitrareo momba izany :
[u][b]Foule eclaire[/b][/u]
Andian'olona izy ireto zay misy hifandraisany fa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:33
herylo
(
31/08/2004 14:15)
Je l'aime mais...
(l) slt! Izao mba manana olona tina nefa dia tsy dia mifanerasera be loatra izahay ary tsy dia mifankahita matetika.Tiko anefa izy na lavitra ahy ka inona no azoko atao? :?: :?
andefasako hafatra...
tohiny
novalian'i HeryLo ny 25/04/2005 14:24
