Mafana be ao @ tanana @ izao mba ampitapitao ny vaovao.

1. herylo ( 17/11/2010 19:05)
Nivadika palitao indray nga ra Charles ?
lol
Mapmé be lery mba jereo kely ange. Le colonel koutiti............ et d'autres colonel.
mdrrr
http://www.youtube.com/watch?v=qmIdSbalx9Y

Raikitra ny poabasy eny antaninarenina ny vaovao farany azoko avy any dago.

novalian'i Hinagasy ny 19/11/2010 06:32
2. fijo ( 17/11/2010 20:29)
lasa indray wa le film mahazatra e.fa eto niova ny rol.lylyson contre sarlakely.voanjo hainagana fa milay io film io e
3. herylo ( 17/11/2010 21:05)
Tsy maintsy asiana film ihany ny an'i lylson sy ra charles ty ka.
De commandant ravalomanana koa atao anatiny hihihi
4. AndriambyII ( 17/11/2010 22:56)
Enga anie mba tsy hisy faty olona intsony !un souhait particulier de ma part ! Anjemantsô , vonjeo zahay fa lasa adala ny mpiray tanindrazana aminay !
5. herylo ( 17/11/2010 23:40)
Ny tolona tsy maintsy misy ra-latsaka aloha eh!
tsy maintsy na aiza io na aiza ary ny tena loza de ny madinika no tena mijaly amin'io
Ny mpanao politika mpanao politika ihany.
6. AndriambyII ( 18/11/2010 00:43)
Hou hou hou hou samy adala mifampitarik' ity !!
Iza no tediavin' i herimoaka ho entuber- na alou ??mitolona hitady inn mou ilay tanjona?
7. herylo ( 18/11/2010 00:51)
Samy mitady seza doly reo mba azona vola be.
8. jiolah ( 18/11/2010 05:55)
aiza ary enaoooo. ity aho hoy sarlakely ..
9. herylo ( 18/11/2010 20:19)
Film ho hita eny analakely atsy ho atsy.
racharles contre lylson.
10. Hinagasy ( 19/11/2010 06:32)
Izaho indray miteny hoe sao kosa aza tsy nisy namadika palitao ! fa cinema daholo izany! amin'izay mikorontana dia afaka ampanjakaina sy atao lany isa ny eny sy ny abetsan'ny olona nifidy satria ny olona tsy mahasahy mivoaka intsony§

Cinema o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0777