fitiavana miredareda
1. fiaritiana
(
30/08/2004 18:19)
mbola tsy nitia olona ohatran ity olon tiako ity aho , miredareda sy mandoro mihitsy mbola miaraka izahay an fa anontaniako fotsiny hoe inona no mety ho vokany
novalian'i xxx ny 21/01/2005 14:22
4. tequila
(
31/08/2004 10:04)
Mahafinaritra nefa ny miaina azy , fa ny ampitso aloha tsisy mahalala :)
5. kokoa
(
31/08/2004 10:27)
misy antony io matoa tena tsapa hoe miredareda.hainao moa ilay hiran'ny RBK ?sao dia izay no zava-misy ny zavatra 1 mantsy hono rehefa hangalarina dia toa tsara be.
6. fijo
(
31/08/2004 20:08)
hararaoty tokoa aloha fa tsy hay izay manaraka e.mahaiza manararaotra ny fotoana ankehitriny raha tsara .
8. fijo
(
01/09/2004 20:03)
tsy mitsilopilopy fa mamay anatiny.izay no tsara.raha mitsilopilopy io ka sendra ny mahay mitsoka any dia any izy no mirehatra.
9. kabatritra
(
01/09/2004 20:30)
Toa pessimiste daholo ny fahazoako ny voalazan'ireo ry fiaritiana. Aza mba minomino an'izany :!: Ataovy lamban'akoho ka aina no fetra. Koloy hateza; ovaiovay ny kianja filalaovana; mianara tekinika maro sns.
11. kabatritra
(
02/09/2004 21:31)
Raha izaho ianao diplaomanà Dokotera (doctorat) Kamasotra mihitsy alaina ?
12. rambofrau
(
07/09/2004 08:38)
Fa tsy azoko hoe inona no hidiran'ny fitiavana miredareda amin'ny kamasutra?????? sa Kamasutra mampiredareda ny fitiavana??????
Fiaritiana,ezaho foana kanjo ny hampiredareda le fitiavana,kolokoloy tsara.Aza amnahy ny ampitso fa ny ampitso hanahy ny azy,dia bonne chance.. :*
Fiaritiana,ezaho foana kanjo ny hampiredareda le fitiavana,kolokoloy tsara.Aza amnahy ny ampitso fa ny ampitso hanahy ny azy,dia bonne chance.. :*
13. fiaritiana
(
07/09/2004 11:29)
eny e mila fieritreretana daholo ny zava misy fa matoa natao ity soso kevitra ity dia manana liberte hiteny ny olona rehetra
za tena vonona hatramin ny farany hanaja sy hikolokolo azy ary tena tia mafy tsy haiko aloha ny fiovany e efa ho 4 ans izay
za tena vonona hatramin ny farany hanaja sy hikolokolo azy ary tena tia mafy tsy haiko aloha ny fiovany e efa ho 4 ans izay
15. fijo
(
07/09/2004 21:12)
ny kamasotra dia mampitombo ny fitiavana efa misy.mba vinavinao moa izany hoe folo taona niarahana dia pozy dada sy neny foana e. :oops: ^^
17. hery
(
08/09/2004 07:16)
Azo atao tsara ny mitazona fitiavana miredareda haharitra ry fiaritiana. I Dadanay sy Mamanay (tokatrano tsy ahahaka) efa mihoatra ny 50 taona daholo izao kanefa mbola mahavita manao ny fanaon'ny tanora mifampitantana maharitra eny an-dalana, mifanoronoroka etsy sy eroa, misangy, (censuré), sns. Sady mahafinaritra ery ny mijery andry zareo mifanenjika mankany amin'ny efitra :)
18. tsiperifery
(
08/09/2004 07:38)
Ny RaD -ko toy io voalazan'i Hery io saingy ankoatry ny taonany dia ny mariaziny koa no efa mihoatra ny 50 ! Le oroka etsy sy eroa koa moa tsy ataony e fa ilay mifampitantana, mifampitositosy refa mipetraka, mifanalanala @ hanihany sy ny tantara sôvenira no ahitana ny fifankatiavany mbola miredareda e !
Le mifanenjika kosa alou tsy vitan'ny tongony intsony koa e ! An'eritreritra fotsiny angamba sisa :lol:
Le mifanenjika kosa alou tsy vitan'ny tongony intsony koa e ! An'eritreritra fotsiny angamba sisa :lol: