toe tsaina malagasy?

1. fijo ( 31/08/2004 04:40)
vao avy namaky "madagascar tribune" aho ka gaga nahita ity lohateny iray tao,mikasika ny zavaniseho tamin'iny herinandro iny teny anosy.
voalaza tao ary fa tokony ho tany amin'ny 18h30 tany dia nisy tanora efatra tratran'ny olona nanao "tsaokalentika"ampahibemaso.
manontany tena aho hoe fa dia nalevina aiza re ny fahendrena gasy no dia efa tonga amin'izany ny tanora ankehitriny?
tsara sy mahasalama ny tsaokalentika fa dia eny imaso mbahoaka ve ?
novalian'i haingo23 ny 12/04/2005 10:30
2. fanja1 ( 31/08/2004 06:35)
Dia tena efa tssy fifanajana tena sy ny manodidina intsony! raha izany no hitohy de tena latsaka ambany ny fisainana
3. fatsoraly ( 31/08/2004 07:33)
tatitra avy @ fihaonan'ny namana ireny e!

http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=383&ART=6188
4. chipie1 ( 31/08/2004 09:22)
efa toetsaina biby lotra !
5. peluche ( 31/08/2004 10:59)
nivotra sa nivona?tsy hay ntsony
6. ravatorano ( 31/08/2004 11:47)
fijo>hatramin izao aloha mbola azo atao ihany hoe cas isolé ireny ary tsara ny namoahana azy tamin ny gazety mba ho fanairana ny rehtra na ny tanora na ny mpanabe ny R@R na ny mpitondra sy izay voakasik izay eh.
Mahamenatra tokoa ilay toe java niseho nefa dia ireny izy :twisted: :twisted: :evil: :evil:
Fahotana tsy roa aman tany ireny tsy fampiseho masoandro ary manitskitsaka ny soa toavina malagasy nefa d nataon dry zareo.Fanairana ireny ary tokony hisaina amizay ny rehetra momba ny fananarana ny ankizy dieny mbola kely :wink:
7. kitjo ( 31/08/2004 16:54)
Tttssss, aleo mitsy amrina kosa aloha aseho gazety oh ireny mba itandreman' ny sasany fa simba ny fiaraha-monina malagasy raha miroso @ zvt oh ireny ny tanora k!

Reo mpianatry ny Lyfr mpifoka rongony ampahibemaso ireo koa no tokony hojerena akaiky fa manimba ny ankizy kely (ankoatra ny lehibe)
8. fijo ( 31/08/2004 20:00)
peluche>aminao ve mety ho fivoarana izany??????
tena tokony hisy fepetra marina dien'izao izy ity fa hanahirana raha izao no mitohy.
9. sariaka91 ( 31/08/2004 22:29)
fijo> inona izany "taokalentika" izany ?

kitjo > tao @ lyfr aho no nibosy taloha fa tsy mbola nahita mandrongony ampahibemaso izany.
10. kitjo ( 01/09/2004 03:55)
sariaka> soa ihany ianao fa tsy mbola nahita izany, fa izao dia misy foana, sady mbola zazakely ny ankamaroany, Miaraka @ reo receveur taxi be sns ireo
11. mimich ( 01/09/2004 12:32)
tena marina io lafzain'i fijo io ka!! @ izao dia tena misy izany ary malaza be
12. mimich ( 01/09/2004 12:36)
fanitsina >kitjo fa tsy fijo , ny ps nareo koa @ manaraka aza atao mifandringotra oh io ka !!!! :lol:
13. fijo ( 06/09/2004 20:03)
mimich>te hiantso ahy indray dia mody fanina eo an. :-D :-D :-D
sariaka>inona no milentika sy mitsaoka dia miverimberina eo?
14. ikaretsaka ( 29/11/2004 05:12)
marina io mpianatr\'i lyfr tena nidaina ampahibemaso io ry sariaka an.. mety tsy tao ianoa t@ ny nampalaza an\'io na tsy nahita
15. fijo ( 29/11/2004 21:24)
be mihintsy ny mpianatry lifr no mpidaina fantatro.
16. felicia ( 12/04/2005 02:39)
mianatra ny vaza io ko...che tristezza :snif:
17. haingo23 ( 12/04/2005 10:30)
ka izany no atao hoe sicilizasiona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1462