mila fanazavana

1. tsetse ( 30/08/2004 11:17)
mitady anizay namako talo zay ;nipetraka teny mandroseza;,demisy tranozareo ko ao ankadivato,fa mba tiko hofantatra hoe aiza izy zao ,Daddy no anarany
répondu par iartistika le 09/04/2005 12:40
2. fijo ( 30/08/2004 22:13)
midy daddy ao paris.ao cachan
3. chipie1 ( 31/08/2004 13:40)
ao ivry kou misy
4. kintanala ( 15/02/2005 19:31)
misy koa any Strasbourg ry reto aaaaa 8)
5. fijo ( 15/02/2005 22:34)
feno daddy izany la frantsa,ka misafidy sisa enao
6. dadabe ( 16/02/2005 03:41)
misy daddy koa any chine ( beijing)hiihihi :D
7. iartistika ( 16/02/2005 17:09)
Fantatro zany!Puf daddy,vadin'i lôpezy taloha.....
8. fijo ( 16/02/2005 21:35)
efa puf izany sisa
9. dadabe ( 17/02/2005 09:21)
vadin'i lopezy? fa angaha tsy vadin'i tigana na i zidane? :D
10. iartistika ( 17/02/2005 09:23)
Iza zany tia gana ngaha tsy misy tigisa?
11. fijo ( 18/02/2005 00:08)
gisa ve no milay sa gana
12. dadabe ( 18/02/2005 08:07)
ka hoe vadin'i lopezy kou,sa jennifere lopezy zany e
8O
13. iartistika ( 18/02/2005 09:00)
Ie jenifera lôpezy eh!vadin'i puf taloha,fa lôpezy koa pouf be ah........
14. fijo ( 21/02/2005 21:34)
pouf be izany le.azo hipetrahana
15. Ramaso ( 22/02/2005 04:52)
sady reny malemileny an!
16. iartistika ( 22/02/2005 09:16)
Azo hitsanganana 3 minitra tsy mianjera le aza ah!
17. fijo ( 22/02/2005 21:40)
ny inona lty
18. ikaretsaka ( 23/02/2005 01:16)
ny poufo!
19. dadabe ( 23/02/2005 13:05)
kozy ve ? artifisialy ve le poufo sa natoraly?? :D
20. iartistika ( 23/02/2005 17:16)
voajanahary f'ty nga ahoana ah! ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1602