fihaonan'ny namana mifanakaiky toerana impetrahana

1. ftma ( 30/08/2004 22:13)
Maro ihany ireo namana izay efa nihaona ka asa ny hevitrareo raha mba afaka mihaona izay mifanakaiky toerana ipetrahana.
Asa raha mba afaka mihaona isika rehetra aty antsimon'ny France sy ny ao Italie, na ireo izay te ho avy na lavitra aza.
novalian'i ftma ny 19/11/2004 16:25
2. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:17)
hevitra mety
3. yonikafopl ( 31/08/2004 00:31)
za kou mba te hiaona aminjy ry ftma!!! te hanao le calcule any za io hihihihih :-P :-*
4. ftma ( 31/08/2004 07:48)
yonika afaka tonga ndry fa ampianariko tsara, tena resaka matotra anie io e, miandry ny hevitrareo aho.
ramaso raha milamina no ao
5. cutie ( 31/08/2004 17:51)
ftma
Hevitra tsara ny an-jy , fa za mila alain-jy vao tonga any.
6. ralay ( 31/08/2004 17:59)
Ten ahevitra mety fa hamafiso dia ho hita eo raha afaka ny tenanay fa aty atsimo ihany koa
7. kitjo ( 01/09/2004 03:38)
mmhhh, za zany hihaona amiko, :-D
8. fijo ( 01/09/2004 04:44)
za koa aty atsimo ka dia miandry izay fotoana mampalalaka ny sasany e.misy io "marseille louis vuitton"io izao aty Marseille amin'ny asabotsy ka maninona raha amin'io no mihaona dia sady mijery coursa sambo lay?
9. lanto ( 01/09/2004 06:56)
zahay taty alou efa nahavita fa mbola hasina injay angamba fa manja e
10. xxx ( 01/09/2004 06:58)
fijo sy ftma > inona no tsara ? Hijery sambo milentika ao Marseille sa fitsangatsanganan'ny anglisy ao Nice ? :lol:
Izay ifanarahana mety daholo fa aza atao akaiky fotoana loatra e !
Misy fihaonambe pétanque koa ao Toulon @ plemié novambla !! :wink:
11. xxx ( 01/09/2004 06:59)
Azafady fa i samoina io nanadino nametra-tsonia eo ambony io e ! :)
Samoina
12. fatsoraly ( 01/09/2004 10:59)
tsy aleo any Sao Paolo milalao izay mety ho karazam-baolina rehetra fa tsy kitra ihany?

Mahay fiteny tatimo sy tatimo atinagnagna zany ra-fijo?

samoina> aza ampilendaina petanque izany lery fa miridana tsy tana eo io bandy adalan-javatra boribory io :wink:

13. ftma ( 01/09/2004 13:13)
cutie yonika alaiko izany ianaoreo fa hatoroy ahy ny toerana.
Raha manaiky ianareo dia ny week end 30 sy 31 octobre no daty hitako fa mety sady tsy miasa ny 1 novembre ( alantsinainy).
fijo akaiky loatra zany @ asabotsy zany, sady izaho mbola miasa.
lanto mbola hiverina any aho fa aza matahotra, ndry tsy eto raha tsy izany afaka nandeha taty koa.
samoina mety daholo izay atao ka fa aleko aloha mitsangatsangana eny @ promenda des anglais. ho tonga anga samoina.
fatsoraly misy petanque koa aty.
Tenenino ahy izay te ho avy na ny daty hahafahanareo dia alamintsika miadana eto.
Manantena ny hifankahitantsika rehetra.
14. fijo ( 01/09/2004 19:31)
za koa hafaka foana raha week end fa io amin'ny asabotsy io anie mba sady mijery coursa sambo e.izay no nilazako azy,sady hafaka manao kanety be avy eo.
15. ftma ( 01/09/2004 19:40)

raha misy afaka miaraka @ fijo nareo mba teneno e! fijo izaho aloha miasa raha tsy izany aho tonga tany.
16. cutie ( 01/09/2004 20:24)
ftma, mianjy zany za, efa hain-jy we aiza ny fotoana a. hihi
17. xxx ( 02/09/2004 13:36)
ftma> Ao toulon zahay @ faran'ny volana oktobra io ! Raha misy fihaonan'ny namana vitsivitsy dia hiezaka hitselika hamonjy izany raha misy fotoana kely.
fijo> henjikenjika ny fandaharam-potoanako @ ity faran'ny herinandro ity e ! Tsy eto an-toerana @ io .Sady za tsy tia sambo fa hivanitika hiarak'@ elà fotsiny miaraka @ " bloc de viande " hatonotono :lol: :lol: :lol: :lol:
Samoina
18. ftma ( 02/09/2004 15:13)
Samoina tongava e, mety miaraka mamonjy pétanque any Toulon avy eo.
Izay hafaka dia mba lazao eto na alefaso any @ hafatra, hahafahako manomana ny toerana sy ny programme e.
cutie tsy hadino ndry fa halaiko any mihitsy.
19. fijo ( 02/09/2004 19:48)
izay izany fa za moa dia hijery sambo eny amin'io dia misy ilay film milay amin'ny canal + ny alina fa sabotsy voalohan'ny volana io. :-D :-D :-D
20. fatsoraly ( 02/09/2004 23:09)
any izany i fijo fa izaho andeha hitaingina rameva
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3531