Voninkazo @ vase

1. kitjo ( 26/08/2004 04:14)
Ty ndray aloha rehefa anaty vase ilay voninkazo fa tsy ao anjaridaina.
Asio siramamy tokony ho 3 sotro ilay rano fa haharitra kokoa ilay voninkazo
novalian'i kitjo ny 27/08/2004 13:37
2. bichette ( 26/08/2004 06:14)
MISAOTRA kitjo a ! :-*
3. nikopol ( 26/08/2004 06:23)
Ty njay alou tsy voninkazo fa fitiavana e : asio siramamy telo sotro raha tiana ateza. :lol:

Resaka voninkazo : misy milaza fa vinaigre kou mety mampateza azy? marina ve?
4. kitjo ( 26/08/2004 06:33)
Ts haiko njay aloha zay fa ny anah siramamy foana e,
Toa efa reko ihanya nefa ilay vinaigre fa ts tadidiko k, ny ahy refa voan tandimerina no asiko vinaigre,hhhihihiihh

bichette> tsisy fisaolana, ny fraise no tsy haiko oe atao aona, :-P
5. chipie1 ( 26/08/2004 08:39)
kitjo> ary misy miteny oe sira kou nefa...
njaso andramana ndray io siramamy io , merci
6. ftma ( 26/08/2004 19:26)
asiana vinaigra koa dia mateza ny vonikazo, solona mantetika koa ny rano dia tapaina kely ny tahony ambany ary saraho roa @ antsy (une petite partie) avy eo.
7. ramoul ( 26/08/2004 20:18)
hihihihihihi asivo aloha ny an' la ry nikopol de zay zah vô manandrana ra mety.
8. fijo ( 26/08/2004 22:54)
ary raha miteny ilay voninkazo hoe ampio le siramamy? :-*
9. ikaretsaka ( 27/08/2004 06:09)
ialahy angambany hitsoka voalohany ry fijo rahamisy iznay
10. sipagasy ( 27/08/2004 06:25)
:-D :-D :-D
11. bichette ( 27/08/2004 06:29)
kitjo > ny frery ve ??? andraso hojereo de teneniko
12. nikopol ( 27/08/2004 07:18)
Ary mba misy mahalala ve we inona ny hatao mba tsy hampalazo vetivety an'ilay voninkazon'ny tompo? :lol:
13. ftma ( 27/08/2004 10:15)
misy mousse na éponge ireny koa azo atao anaty vazy, mitahiry rano izy ireny ka rehefa mila rano ny voninkazo vao mande ilay izy, tsy mora lo ny tahony amin'izay.
nikopol misy boky azo vakiana raha tianao tsy halazo ny voninkazon'ny tompo, fa voninkazo'ny tompo inona aloha izany sao mifadiso ny resaka.
Ramoul ny voninkazon'ny fitiavana tsy azo asiana vinaigre fa tokony hokolokoloina koa mba tsy halazo.
14. tsiperifery ( 27/08/2004 11:28)
Ary ahoana ny fikarakarana "voninkazokely" mba hiverina hamony maharitraritra eto indray ? :lol:
15. chipie1 ( 27/08/2004 13:09)
raha asiana tsiperifery tonga de ho faty ve?? :-D
16. kitjo ( 27/08/2004 13:37)
ikaretsaka/ fijo> i voninkazokely mety possible,hiihhihih

ramaso> ra voninkazo plastika d asio vato anaty vazy sao tsofin' ny rivotra, :-P

eo Anosy misy ilay karazana mousse lazain' i ftma io amidiny @ sachet, fakan-java-maniry ihany no ataon' zraeo aminy fa tena mitazona rano be aloha e, fa io ndray ilay voninkazo atao ph "bouquet" @ vazy tanimanga ireny dia ilay atsatotsatoka mba hivelatra tsara ny poziny

chipie> atao siramamy aloha, d rehefa mividy manaraka sira, d manaraka vinaigre, manaraka ngamba mety sauce soja na sauce huitre na jumbo,iihihhiihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2388