isika bandy gasy hono ry zalahy a

1. joda ( 24/08/2004 20:56)
sady mpampirafy no macho nefa tsy alehany ka ahoana no eritreritr'ialahy isany @ izany.. :-D
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:45
2. donemaskit ( 24/08/2004 20:59)
iza ndray no miteny an'zany e ? :lol:
3. sipagasy ( 25/08/2004 06:05)
ka hita fa marina izany kouuuuu :-P
4. xxx ( 25/08/2004 06:15)
izany mihintsy tokoa hono ka aleon'ny ankamaroan'ny sipa gasy miaraka amin'ny vazaha.
Nadine
5. chipie1 ( 25/08/2004 08:14)
tsy ny bandy gasy rehetra kosa no manao anioe! :wink:
6. chuan ( 25/08/2004 10:20)
Za lo ry zalahy tsy hoe manao dokam-barotra fa hafa ihany izany oe bandy gasy e ! . Ny firevena vazaha ko anie mbola tarazon`ny kolonia e! Oe rehefa vazaha de doro foana ! Ny tombony ho an-dry leirony dia ambony valera ny Euro ka tsy mahagaga raha ataony kofroka ny bajo-ntsika eto @ tanàna . Iza ko mo no milaza fa sady tsy mampirafy , no tsy macho ny bandy vazaha
7. xxx ( 25/08/2004 10:40)
o ry reto an marina ny an i sipagasy nareo reo indrindra no tsy laitra @io taranja io indrindra moa rehefa dehaka imason'ny namanareo nareo miseho azy mahazaka sipa miseho azy ho bogosy anefa anie ka rehefa hataon'ny sipa tsy mahatanty e ...........mba matotra @izay wa fa ny bandy rehetra eto an tany na gasy na vazaha na maizina mitovy doly rehefa maivan doha fa aza faly miteny ny sasany eo fotsiny
rehefa mbola tsy vonona @relation serieux dia aza midi bingo fotsiny
8. ramoul ( 25/08/2004 12:41)
Sur am' zany ve nareo ry vhv?
Amiko aloha diso zany, fa ny an' ny afa aloha tsy haiko an!
Diso zany amiko satria, tam' zah nandalo tany dago farany teo(il y a 2 ans) dia nahita hita ny ny vhv gasy tsy miaraka amin' ny bandy gasy; ny antony dia zao.
Ra tsy manam-bola le bandy de tsy revena, fa rahefa misy na de 50 000Fmg fotsiny ary de tsy koua fa vola io.
9. ramoul ( 25/08/2004 12:43)
Ka ny vazah nge ka manam- bola de tsy koua mintsy ny miaraka aminy é! fa ny bandy gasy mbola sahirana vô mahita de tsy hiarahana :x
10. yonikafopl ( 25/08/2004 13:26)
joda aleo ampiako kely hoe sady mpampirafy no mpandainga.
Marina fa tsy ny lhl gasy rehetra fa vitsy ireo tsara .
Samy manana ny eritreriny ny sipa miaraka @ vahiny fa raha ny ahy aleoko ny vahiny no mandainga sy mampirafy ahy toy izay ny gasy mitovy ra amiko.
11. nikopol ( 25/08/2004 13:34)
Yonika mba inona koa zany kle? :lol:
Za mahalala betsaka tsy mampirafy, tsy macho fa mety tsy alehany aloha e! :lol: (za zao ao anatiny)
xxxx aza masiaka wa!

12. xxx ( 25/08/2004 14:05)
mous, vous êtes des mous de la tête. Malemy saina entin'ny vhv @ sangany ny ankabeazany, na raha tsy izay adalambola. Io koa aloha dia amintsika gasy tsy mety miala e ! Entin'ny hasahiranana ny sasany dia aleony asitriny ambanin'ny tany ny maha-izy azy dia andevozin'ny vola sy ny toentsaina ivaiva eo !
@izay indray raha manambady gasy, tsy mba ny lehilahy fotsiny fa ny rafozana sy ny zaobany miditra mitsikera daholo. Tsy mahay manaja intimité de couple ny fianakaviana gasy ary misy moa couple mixte farany misaraka mihitsy @ io toetsaingasy io.
Matinkenamaso koa nareo matetika. Tsy fomba izao e ! tsy fanao izao e ! Mahasosotra @ mpiara-monina sy ny sisa... Na ny mifampitantana aza ny an'ny sasany tsy atao fa maha-menatra hono.
Dia misy koa ilay lhl tompoina ao antrano. Ny vhv natao mpanao raharaha, mahandro sakafo, rangahy tolorampotsiny. Ny vhv na bevohoka, na kely anaka, na reraka avy miasa, tsy maintsy madio mangirana ny trano, ny sakafo masaka, ny vilia voasasa, izay hono vao matory. Raha tsy izay dia voaketoketok'i rangahy sy ny rafozana sns...
Donko aleonay miaraka @ vazaha, tsy misy roiroy fa dia belle vie d'amour et d'eau fraîche dia ampy. Tsisy mpitsikera aty ivelany, sady na misy aza, "on envoie tout bouler".
Misy koa aloha ny vazaha tsy alehany, fa ny isafidianana misy, tsy hoe rehefa tsy gasy dia ekenay akory. Ny toetsaimbazaha @ ankabeazany mivelatra kokoa.
Tsy hoe manambany gasy, fa teo no niala satria tany Dago no nahalehibe ka fantatro tsara ny toetsaina any.
13. nikopol ( 25/08/2004 14:11)
xxxxx kousa, tanjemo ihany ny depresion tropicale injainjay. :lol:
14. tsiperifery ( 25/08/2004 15:27)
Jereo anie rizalà e ! Rehefa maotina isika lazain'i xxx fa " mou de la tête,entina @ sangany, ...matinkenamaso , tsy mivelatra ..."
Raha mba mivelatra indray isika ka mana-namana maromaro de lazain-dryonikafopl mampirafy sy mpandainga !! :lol:
Rehefa voaeloka tahak'izany n'inon'inona atao dia aleo tsy alehany ihany fa misy mitia foana e !
15. poupounesana ( 25/08/2004 16:50)
raha tsy alehany ftsony moa maninn fa d miaraka manao zay ampisondrotra eny d basy fa raha sady tsy alehany kosa no mbola macho sy mpampirafy d mahatsiaro voa mafy kosa le sipakely koa! ny tiako tsindrina kely fotsiny alou d we tena vitsy azo isaina @rantsantanana angamba ny lelà tsy mampirafy! fa zao kosa alou eh, rehefa manambola le lelà matetika no tena maditra satria ts'hitany zay handaniany ny androny!d mamorona atao eo d miliba d vao tafiditra@zay anefa d tsy tafavoaka intsony
16. lema ( 25/08/2004 17:17)
za mou tsy manao an'zany ry neny?
17. fijo ( 25/08/2004 20:34)
izao fotsiny e.miaraha amiko aloha dia miresaka avy eo.fa tsy avy dia be fanaratsiana eo.na i lema na rajhouhl,na izay namana ato e.dia ho hitanareo izany hoe bandy gasy.
18. kitjo ( 26/08/2004 04:07)
Oadray, inona ary ireto 8O
Ny anah aloha dia gasy ihany e, tsitako izay maharatsy azy fa refa misy tsy mety amboarina.
Sao d mbola tsy nisy niaraka t@ gasy ary nareo ireo d ts nahita kosa,hiihihihi,mangala ray ato @ namana marina @ tenin'i fijo e,

Samy manana ny tiany aloha fa amiko hafa ihany ny gasy e, na ny zavatra tadiavina koa no tsy mitovy angamba. :roll:
19. sariaka91 ( 26/08/2004 07:01)
macho : marina aloha io e ! normal @ntsika gasy ny hoe vhv no mikarakara tokantrano, tsy manampy mihintsy ny lhl. Avy fitaizana koa io satria tsy nozarina hanampy @ asa antrano ny lhl dieny mbola kely. Izahay vhv fony mbola kely vao 8-9 taona dia efa nasaina namafa trano sy nanasa vilia, ny zokinay 2 lahy mandritra izany milalao any antokotany.
20. tsiperifery ( 26/08/2004 07:16)
sariaka91 > ny zokinao lahy kosa ve tsy mbô natao hirakiraka haka saribao, hibata fatana, hibata gonim-bary, hanary fako, hikarakara ny akoho amam-borona sy ny alika , hanasa tômobilina, hiambina an-jandriny vavy ? De enao ve de tsy nahazo nilalao mihintsy fa natao toy ny boto ?
Ary ny Dadanao sa ny Mamanao no maniraka anao ho botovavy toy izany ? Tsy Dada angamba kosa e ? :D
Fehiny: Aza dia mitora-bato anay loatra fa samy manana ny tandrifiny avy e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5872