isika bandy gasy hono ry zalahy a

21. sariaka91 ( 26/08/2004 08:12)
tsiperifery
mba notenenina ihany ry zalahy fa namaly foana, fa enay vhv tsy sahy namaly, sady tianay ihany ilay manampy @ asa antrano dia lasa normal ilay izy. Fa zahay akory ange tsy hoe natao boto fa mba nilalao toy ny ankizy rehetra e !
Fa ny dadanay aloha tena macho e ! tsy mba manampy akory tao antrano, dia izany koa angamba no tsy nampety ny ankizy lahy.
22. chipie1 ( 26/08/2004 08:33)
na gasy na vazaha de samy misy manana ireo toetra ireo, fa de anjaranao no manamboatra azy .
23. avisoa ( 26/08/2004 10:31)
eny wa ry chipie 1 za mahita fa samy manana ny toetra rastiny ny olombelona na gasy na vazaha na maizina na sinoa .....fa le toetsaina entina hanekentsika vehivavy azy koa samy manana ny azy .....rehefa maditra ny bandy dia maditra e anjaran'ny sipa no misafidy avy eo we ho tohizana ve sa tsia le fiaharahana....ny indro kely hitako @bandy gasy de izao raha vao eo ny namany dia lasa tsy misy azondamosina ....c dommage,
24. bogosy ( 26/08/2004 12:01)
amiko lesy io kozy io de kozin olona te hiaraka am vozongo fotsiny fa na gasy na vozongo samy mety tsy alehany daholo fa aty am la izy miseho milay fa tsy rehefa any izy mitovy am la ihany
io koa tsy ifanerena fa ze tian sipa ihany io fa tandremo kosa voa avy any fa de mbay tany an! :evil: :evil: :evil:
25. lema ( 26/08/2004 20:02)
zay vao tena hitako fa mbola betsaka ny sipa gasy tsy te hiadana ra fijo a!
26. fijo ( 26/08/2004 22:32)
lema>marina tokoa izany.ity ny porofo:ny teny hoe "macho"anie ry sipa tiako isany ka tsy teni -ntsika gasy e.teny avy aty ampita io.ary ny manodidina ny mediterane no tena niantombohany.ary raha mipetraka aty ianareo ka mba mifanerasera amin'ireo vazaha avy aty dia tena ahita an'io tokoa.
ka tsy ho lava resaka aho fa izao.izahay tsy mahay maka tahaka,ka tsy haka tahaka izany "macho" izany fa raha tianareo moa dia tongava aty ampotony dia mahereza e.
27. yonikafopl ( 27/08/2004 01:16)
samy manana ny toetra ratsiny daholo rehefa olombelona wa
ka leoko kokoa raha ny vahiny no manao tsinotsinona ahy noho izay ny iray tanindrazana amiko, maharary ahy mafy izany, aleoko ny hafa no maniratsira ahy toy izay ny mpiray tampo amiko.
niko zay ny ahy e!!!!!!
Kitjo , aleo ihany gasy , saingy indrisy..........
28. kitjo ( 27/08/2004 06:01)
gasy ihany fa refa tsy mety d amboary na soloy e,
Sa oe ny vazaha znay no "parfait" sa aona moa zany?
Fa matoa teny vazaha marina aloha ilay teny d zareo znay no nahita d lhl gasy ve no hitany tany???
29. ikaretsaka ( 27/08/2004 06:15)
z amba gaga..
30. sariaka91 ( 27/08/2004 09:17)
marina tokoa fa samy ahitana lafiratsiny sy lafitsarany daholo na vozongo na gasy. Miankina @ tsi1-1 ihany ny toetra. Tohizo ary ny "gasy ka manja e !"
31. shadom ( 27/08/2004 13:25)
ny tena marina de be ny sipa no efa maty lolo @ vazaha ka ninoninona de leferina fa ra vao gasy de tsy tanty.mbola voazanaka ny sainireo sipa reo e. afa ihany ny gasy hoa. ny gasy no tokony holeferina fona fa tsy ny vahiny zany e!!
32. kitjo ( 27/08/2004 13:32)
tsy oe tokony holeferina angamba fa oe tokony mifanamboatra sy mifampitaiza raha misy ny tsy mety.
rehefa tena tsisy hevitra dia ovao fa tsy oe ratsy daholo akory.
D sika vhv rht ato ireo zany miaraka @ vazah aby? grrrrr, tsinjovy ihany ny hoavin taranaka na izany aza k, afaka 20 taona ny serasera izany mety efa teny gasy, vazah sa zapone?ihihiih
33. joda ( 28/08/2004 08:31)
izay no porofo fa matérialiste ny sipa gasy e :-D
34. fijo ( 30/08/2004 20:32)
shadom sy kitjo> tena marina sy mila fisainana ireo voalazanareo eo ambony ireo.mbola mila fitaizana marina ny toe tsain'ny sasany ka.
35. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:56)
izay mihitsy
36. yonikafopl ( 31/08/2004 01:00)
Samy manana ny tiany io e!!!, tsy hifanomezana tsiny ny safidy, izay tiako ihany io kou.
joda tsy dia hoe materialiste loatra angamba, nefa asa kalou e!!! na nareo bandy gasy ireo kou aza ange rehefa haka sipa gasy mba mijery ny ara-materialy ihany e!!!tsy izay hampitombo ny harena nao ve no fidianao, miampy ilay harem-pitiavana hanany???
hafa ihany ny gasy e!!!!
de ny vahiny kou milaza hoe tena hafa ihany ny gasy e!!!! hihihihihih :-P
aleo atao ( ) ity resaka ity hihihihihih sady izao koa ange ry reto e!!! fataonareo any frantsa any hono izy ity, rehefa miaraka @ vahiny nareo nefa manina gasy njay de mody atao hoe soeur na cousine cousin eo imason'ilay vahiny vady, nefa vao midify iny de lamoro beeeeee
hihihihihi .Ka ho anareo tia mampirafy ireo aleo miaraka @ vahiny de maka macho gasy en plus!!!!
37. bogosy ( 31/08/2004 08:32)
aleo izy ho any ramaso a! efa tsy azo aodina ny sainy
ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha
38. yonikafopl ( 31/08/2004 12:41)
ramaso , bogosy hihihihiih ary inn ty mahatonga fofona anareo??
rehefa ny vhv no maneho hevitra dia tonga de we zao a eee zao, fa raha lehilahy izao no nilaza nitovy t@ io de nahazo ny rariny. :wink:
39. kitjo ( 31/08/2004 17:34)
ENy e, samy manana ny tiany marina io aloha moa ny vava koa no tsy atao be hoy ny Ntaolo izay.
Mety ho antony iray araka ny nolaziako tery ambony hoe ny zavatra tadiavina no mety ho tsy mitovy koa na dia tsy fanahy iniana aza. Misy ohatra na samy gasy aza dia tena samy hafa mitsy ny feeling, ka mety ny toe-tsainy efa lasa vazaha ....tsy fantatro....

Fa raha izaho manokana aloha hoe raha mbola misy ny gasy dia aleoko gasy fa raha tena fitiavana io mandeha foana fa mety ho avy @ ilay vhv koa ange no mahatonga ilay tsy hanjary inddray e.

tsy azo enjehina foana koa ny lhl ange fa mety misy antony avy amintsika vhv. Toy iznay koa ny vhv hoe manidina sns....fa io fifanomezan-tsiny sy fifanaratsiana lava io oa tokony esorina @ toetsain-tsika Malagasy mihitsy fa tsy mba afaka mifanitsy mihitsy fa mifanenjika fts d tsy hita hoe nandroso aiza fa samy mihemotra.
40. fijo ( 31/08/2004 20:44)
eny neny a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5048