isika bandy gasy hono ry zalahy a

62. tahison
(
26/09/2004 21:56)
yonikafopl > Ahoana alo ty sipa tsy tia gasy ity eh! Raha samy ratsy ihany aleo ny adalan\'ny tena no tafiandamba toy izay ny adalan\'ny hafa. :!: Ary l sipa rehefa gasy de mampifila koa en plus fa rehefa vazaha mivaha ny vavahady an!!!! :evil:

63. mcfy
(
27/09/2004 00:26)
tahison> Tsy refa gasy na vazĂ fa arakaraky ny fipoitranao kosa io fa na matetika kosa nge misy le kofa hoe gasy izy d ts maintsy tompon\'ny laka, nefa ny sipa mba mila le zahavina vao ho azo fa tsy d hoe hamantambonona fotsiny koe e! mba asiana ny fampilendalendana

64. rambofrau
(
27/09/2004 09:25)
Tena marina daholo r\'iretp ireo fa ny bandy gasy sady macho no mpampirafy no mpandainga no mpamitaka no m..........izay miantomboka amin\'ny m rehetra.
iZaho tsy dia hoe voadona be taminny bandy gasy fa zavatra tsapako fotsiny ireo.Ny tena hitako difference be koa an,ny vozongo galant kokoa.
Maneke diso ry bandy gasy dia ovay ny toetra amin\'ny manaraka :roll:

65. fijo
(
27/09/2004 23:47)
ny zavatra azoko ekena dia izao.ny bandy vazaha manompo vavy ka izay no hitiavan\'ny sipa gasy sasany azy.ireo izay kamovavy io an.

66. mcfy
(
28/09/2004 00:19)
rambofrau> ny M rehetra hoy ianao? dia mampalahelo izany raha le M @ lafiny ratsy rehetra no sendra anao fa ekeko ny hoe M satria ao koa ny Matotra, Maotina, Malalatanana, mendrika. Izaho tsy parfait fa mba nisy fotoana tokoa mba nandalo kely t@ zany ihany fa izany ve nefa dia midika fa tena ho izay foana no toetranay? Mety mbola tsy toko ilay tena tianay tokoa angamba izahay ka nampiasa sasany t@ ireo toetra ireo no sendra hitany sasany t@ nareo dia mba iareto aloha fa trefle ny jeu e!

67. kitjo
(
12/10/2004 13:10)
rambofrau> tsy efa fadiranovana dol v ny sipa gasy...vehivavy gasy manko e.....raha marina dol reo voalazanao ireo.....
satria ny minorite @vhv gasy ihany no miaraka @ vazaha......ary matetika aa antony maro no mahatonga ny vhv gasy miaraka @vazaha fa vitsy monja no hoe tena fitiavana fa matetika teren\' ny zava-misy.
Ny ahy aloha aleoko gasy ihany raha mbola misy e......karakaraina rehefa misy tsy mety fa na ny vhv koa aza ange tsy tonga lafatra na gasy aza e.....dia ahoana raha hifampitsoaka eo?

69. rambofrau
(
13/10/2004 14:11)
Izaho koa tsy milaza fa ny vozongo dia parfait,fa izany hoe ireo no tena mampalaza ny lhl gasy eh,
Za koa tsy contre ny lhl gasy fa milaza fotsiny ny realite.Tsy midika koa angamba izany hoe fadiranovana daholo ny vhv manambady gasy rehetra.
Fa ny tena toetra hitako aloha sady tsy tiako mihintsy diany lhl gasy (sasany )mandainga sady mampirafy no tsy mba sincere. :evil:

70. fijo
(
13/10/2004 22:22)
enao io ve efa nahita bandy vazaha taty amin\'ny sud ny france?manandrama kely dia ampitahao amin\'ny bandy gasy fa lasa lavitra be ry zalahy raha ireo toetra lazainao ireo.

71. kitjo
(
14/10/2004 08:38)
samy manana zay toetra zany dol na gasy na vazaha...na lahy na vavy....
Fa matoa tsy resin\' ny fitiavana ireo toetra ireo dia nareo mihitsy no tsy natao hiaraka na ilay fitiavana mihitsy no tsy ao.
taiza no nisy olona tsy nandainga?
Tsy misy mihitsy ve ny lhl vazaha mampirafy?

72. fijo
(
14/10/2004 21:17)
izay mantsy.ary indrindra lahilahy vazaha mamono vady.firy isan taona ny vehivavy MATY aty frantsa novonin\'ny vadiny.

73. ja
(
16/01/2005 18:12)
ny bandy rehetra no macho sy mampirafy fa tsy ny bandy gasy ihany
aiza kay ni misy lehilahy sady tsy misotro no tsy miloka no tsy mogoka no tsy mampirafy no tsy mamono?
mba valio ao raha mahita ianareo
ja ihany e!
aiza kay ni misy lehilahy sady tsy misotro no tsy miloka no tsy mogoka no tsy mampirafy no tsy mamono?
mba valio ao raha mahita ianareo
ja ihany e!

75. ja
(
17/01/2005 13:48)
f\'anga xxx tsy vehivavy?
Ianao izany sady tsy mbola nampirafy no tsy misotro no tsy mogoka?
Ianao izany sady tsy mbola nampirafy no tsy misotro no tsy mogoka?

78. ja
(
17/01/2005 19:17)
ka izay anie no teneniko etsy ambony hoe aiza ianareo no mahita lehilahy sady tsy misotro no tsy migoka no tsy miloka no tsy mampirafy

79. ikaretsaka
(
17/01/2005 21:49)
za aloha sady tsy mifoka no tsy miloka no tsy migoka no tsy mampirafy zany e!
zay ny mahagaga anahy kely @ ity resaka ity
zay ny mahagaga anahy kely @ ity resaka ity