isika bandy gasy hono ry zalahy a

81. booboo ( 18/01/2005 10:00)
ja>ny lelà fantatrao rehetra angamba no tsy ôtra zany aby ?
82. ja ( 18/01/2005 11:50)
ka ilay izy anie zao e!misy sady msiotra no migoka....fa misy indray mampirafy fa tsy misotro,misotra fa tsy mampirafy e!
ka ny tadiaviko lehilahy idealy
83. mihanta ( 18/01/2005 12:09)
ny lehilahy idealy ?tena misy marina v zany?
84. ja ( 18/01/2005 12:45)
tsy haoko aki ry Mihanta.
tsy misy olona idealy aloha fa mba misy juste milieu kosa e!
85. fijo ( 18/01/2005 22:18)
ja domy ihany ny varavarako ato fa mety ahita toa izany ianao an. :-*
86. welie ( 19/01/2005 13:31)
Zà kosa rangà tsy pour an\'izany hoe ny bandy gasy rehetra macho no mampirafy no tsy alehany a! Tssss....taiza indray zao nahitan\'i joda an\'io? :?
Marina fa misy dia misy tokoa ireo fa tsy mbola henoko hoe io indray ny étiquette-ny bandy gasy klou e! :?

Na dia mandreraka ary nareo ry bandy isany dia... \"on a toutes besoin d\'un homme...\" hoy i Sylvie Vartan izay :wink:
87. ja ( 19/01/2005 17:38)
marina aloha fa na dia maditsa aza ny bandy dia mila azy ihany ny joba e!
Aiza izany varavaranao izany ry fijo?mba domiko ahitako an\'ilay bandy idealy
88. fijo ( 20/01/2005 21:23)
ja ato ihany io varavarana io ka.aza misalasala fa mety ahita soa ianao an
89. ja ( 21/01/2005 08:21)
ho hita eo izany fa na dia tsy idealy ary lery...potika amniny aho
90. fijo ( 25/01/2005 21:45)
ratsy be izany potika izany an.tsisy raisina intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.604