Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nikopol ( 18/08/2004 07:26)
Bandy fohikely sy sipa lavabe
Tsy maninona ve raha miaraka ny bandy fohikely sy sipa lavabe rehefa misy ny fitiavana? :lol: Mety haharitra ve?... tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2004 23:32
joda ( 17/08/2004 21:28)
in no mahatonga ny sipa ho interessée e
surtout @ izao andro izao :x ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:26
besoiiin ( 17/08/2004 18:43)
MATOTO ! ANGATRA ! ORERA.......
alina ity ny andro... efa @ 10 alina izao kanefa mbola tsy mahita tory aho... lasa ny heritreritro ... tena misy marina ve izany MATOTO sy ANGATRA izany e??? iza no efa nahita na nahatsikaritra na nah... tohiny
mcz ( 17/08/2004 13:53)
Fitasngatsanganana @29 Aogositra
Faly mampandre antsika namana rehetra fa tapaka t@ fivoriana t@15 Aogositra fra hatao any Varahana Ambohimanambola ny fitsangatsanganana , ka 10.000Fmg ny fandraisana anjara ny tsirairay , mahazo mito... tohiny
novalian'i nielle ny 28/08/2004 09:14
lema ( 17/08/2004 13:00)
tonkatrano
iza kay no tokony itantana ny vola ao ary ahona no fomba itantanana azy.... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2004 19:31
ludo ( 17/08/2004 09:49)
Ny fahamatorana
Misy lafiny maro ny mahamatotra ny zanak'olombelona d aona no ahafantarana fa matotra iny olon'iny na @ fiteny na @ fihetsika omeo ny hvtrao !!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2004 20:54
xxx ( 17/08/2004 09:29)
rehefa tia
ny tia hono tsy filaza indrindra indrindra amin'olon-tiana fa mandrary aretim-po ka hanahirana tokoa ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2004 21:07
xxx ( 17/08/2004 07:25)
mampijaly ny fitiavana
Ilay olona tiako tsy tia ahy, nefa ilay olona tian'ilay olona tiako tsy tia azy. Ilay olona tia ahy milaza fa mijaly hono izy nohon’ny fitiavany ahy be loatra, tsy fantany manko fa mijaly aho noh... tohiny
novalian'i bichette ny 27/08/2004 06:21
fyjl ( 17/08/2004 05:52)
Hiakatra ny frais de connexion eto Madagasikara
Hiakatra tokoa ny frais de connexion eto Madagasikara ka raha ny fahalalako azy dia mety ho 150fmg/mn indray ho an'izay nanao 100fmg/mn. Mavesatra @ mpanjifa io, indrindra isika NAMANA izay mbola mpia... tohiny
novalian'i besoiiin ny 08/09/2004 20:48
ludo ( 16/08/2004 23:50)
NY GASY ETO PARIS
Indrisy fa zary toetra mampalahelo ny totran'ny Gasy sasany eto paris fa raha ampitahaina ireo vahiny maro monina eto France ! Inona no mahatonga an'zany manana vahaolana v ianao????D inona no tok... tohiny
novalian'i nanahary ny 10/10/2004 04:12
fijo ( 16/08/2004 22:50)
Radama ll sy ravalo
raha ny tantara no dinihana dia izao no antony tena nahatonga ny mpiraiminisitra nikomy sy namono an'i Radama ll.nisy fifanarahana nifanaovan'i Radama tamin'i andriamatoa lambert,izay nanomezan'i Rada... tohiny
novalian'i hery ny 11/12/2004 15:16
tsiperifery ( 16/08/2004 13:53)
Ny fahasambarantsika
Efa mahatsiaro tena ho sambatra ve ianao ? Inona araky ny eritreritrao ny mbola tsy ampy ahatomombana tsara ny hasambarana efa misy aminao ?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 21:57
sambatra73 ( 16/08/2004 12:24)
mofogasy
Ho an'i peta, la_douce sy ny namana tia mofogasy, resety familialy izity fa tsy profesionely akory ary ny ingrédients dé à titre indicatif fotsiny (donc azo atao be siramamy kokoa...) ka rà misy t... tohiny
novalian'i tenio ny 24/08/2004 15:07
fyjl ( 16/08/2004 11:56)
Fihaonana teny Ampefiloha (15 Aout)
Misaotra antska rehetra namonjy io fihaonana io. Misaotra ani Lucien sy Voahirana ary mcz sltenan'ny Birao nanatrika izany. Misaotra ihany koa nanam-pikasana ny ho avy nefa tsy tonga noho ny antony sa... tohiny
novalian'i fyjl ny 27/08/2004 06:03
librepenseur ( 16/08/2004 09:58)
Ny "SITES PAYANTS"
ny site payant ve facturé amin'ny telma fotsiny raha toa ka miova ho azy ilay numéro antsoina eo ampanaovana navigation ?... tohiny
novalian'i nilsen ny 03/01/2005 18:54
ludo ( 15/08/2004 19:36)
Mr Razafy
Sao d mba misy mahay ny tonony?? ao fa meko sopapa kely fotsiny fa zay ny haiko: Hiombom-pitia aminao aho ra toa sitrakao hisedra sy hamakivaky zao fiainana izaooo ra toa ka ianao no hitantana ny... tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 21:36
ludo ( 14/08/2004 21:31)
Aretina sa misy fahavoazana ny sainy
Fa inona no mahatonga ny raimpianakaviana miray @ zanany naterany na ny zanak'anabaviny na ny zana-badiny fa tsy olon-kafa ivelan'ny fianakaviana raha anao adalana iany????? :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2004 20:47
ludo ( 14/08/2004 21:26)
Soa ny manandroa
Fa inona ny antony mahatonga ny leh manambady no mbola manao vady kely any ivelany????... tohiny
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:42
ludo ( 14/08/2004 20:55)
Ny mpivarotra sy ny mpividy!!!!
Efa mba nahatsikaritra v nareo we ra manao meti2 ianao miditra fivarotana 1 d mandray anao tsara sy mampiresaka lay mpivarotra fa ra antonontonony kosa ny fitafinao d odiany tsy hita ianao ,fa ... tohiny
novalian'i ramaso ny 17/08/2004 20:30
xxx ( 14/08/2004 14:28)
Te hianatra any ampita
manaôna daholo Za wa ry zareo manomana ny maîtrise-ko @ ity taona ity ka maniry ny hanoy ny fianarako any Europe (indrindra ao France) ary tsy mahafantatra ny fombafomba fanao amin'izany , koa mang... tohiny
novalian'i jon ny 08/09/2005 12:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8136