Ny "SITES PAYANTS"

1. librepenseur ( 16/08/2004 09:58)
ny site payant ve facturé amin'ny telma fotsiny raha toa ka miova ho azy ilay numéro antsoina eo ampanaovana navigation ?
novalian'i nilsen ny 03/01/2005 18:54
2. dotmg ( 20/08/2004 15:11)
Hay ve misy site payants e? Dia mandoa vola ve ny mitsidika azy?
3. nilsen ( 03/01/2005 18:54)
Tsy azoko ny tena tiandra Librepenseur hantsoina @ hoe sites payants? ny sites payants de ireo sites izay mila andoavambola ny fijerena ny zavatra ao anatiny. Ny tena betsaka @ zany ireo site X. Fa angamba tsy ny facture telma akory no akany, fa mampiasa ireny carte electronique ireny na credits, na carte bancaire, na koa appel telephonique @ numero special izay taxé ambonin\'ny normal.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1943