Soa ny manandroa
1. ludo
(
14/08/2004 21:26)
Fa inona ny antony mahatonga ny leh manambady no mbola manao vady kely
any ivelany????
any ivelany????
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:42
5. nikopol
(
15/08/2004 14:00)
Misy milaza fa noho n'ny fahatsaran'ny vehivavy hono no mahatonga izany.
7. ramoul
(
15/08/2004 20:07)
Tsy fahampiana' ny fitiavana avy any am' ilay olon' tiany taloha tsony dia aleony mitady any amin' ny hafa.
9. ludo
(
16/08/2004 07:40)
ramaso> azafady azonao azavaina v lay 100%
fa zay manko ny fanontaniana eto we in
ny antony???
fa zay manko ny fanontaniana eto we in
ny antony???
10. rvoulah
(
16/08/2004 08:38)
amiko matoa izy mbola mitady hafa , de mbola tsy tena tia zay e.
raha tinao ilay miaraka aminao , nahona no mbola hitady hafa ndray ?
raha tinao ilay miaraka aminao , nahona no mbola hitady hafa ndray ?
11. tsiperifery
(
16/08/2004 08:51)
ôtran'ny namana ihany io e ! Efa be namana ihany ny tena fa tsy mety afa-po fa mila hafa ihany ! Fitiavana daholo izany !
Ny vadikely tsy voatery hoe filàna ara-nofo fa mety raisina toy ny namana ihany . Tsy tokony hanao namana vehivavy hafa intsony koa izany ny lelà manambady ? Raha saro-piaro @ namana vavy izany ny vady dia tokony tsy hifandray na amin'iza na amin'iza intsony ?
Ny vadikely tsy voatery hoe filàna ara-nofo fa mety raisina toy ny namana ihany . Tsy tokony hanao namana vehivavy hafa intsony koa izany ny lelà manambady ? Raha saro-piaro @ namana vavy izany ny vady dia tokony tsy hifandray na amin'iza na amin'iza intsony ?
14. tsiperifery
(
16/08/2004 13:08)
nikopol na tsy nandaitra intsony ny fanaingalavitr'ilay vadibe :D
15. nikopol
(
16/08/2004 13:36)
tsiperifery !hihihi! tsy nanainga ny an'ilay bandy tsouny le vadibe! :lol:
aza mba tratran'izany kousa kle!
aza mba tratran'izany kousa kle!
16. lema
(
16/08/2004 14:14)
ny sipa rehetra tsy mitovy ka tianay ho andramana daholo.io anie mitovy @ sakafo ihany e!ny vary noi foto tsakafo fa tsy hoe vary foana kou iasan'andro,mahay mahandro ny vadiko fa zany akory tsy manakana anah tsy hiditra hotely mino za fa tena mazava io fanazavako azy io
17. tsiperifery
(
16/08/2004 14:21)
lema, ilay hiditra hotely handoavambola aloha manahirana ihany fa aleo gratuit ihany kouh ! :D
19. lema
(
16/08/2004 14:32)
misy kou anie zavatra ataonay lhl tsy azonareo an -tsaina mitsy e!mitovy amin'ny vhv tia resaka kou zao tsy azonay an-tsaina mitsy.
20. nikopol
(
16/08/2004 14:36)
Resaka resaka fa raha za no manana sipa eo, tsy mba hampirafy zany mintsy za fa Fidel be ohatran'i Castro. :lol: