Soa ny manandroa

61. fijo ( 14/10/2004 21:20)
e mimich,fa nga misy zadratsy ato?zatra tsara aloha no hitako e
62. mimich ( 15/10/2004 09:18)
ramaso ah, aza de mihitratra be loatra wa , sady mbola bedabe ny miova @ ilay mumu vao tonga mimich, ny m miverina in-2 fotsiny no mijanona sisa
fijo> mba ilazao santionany @ ilay fahazarana tsara we za?
63. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:25)
ary lasa ramaso sy mimich ndray nga ? :-D
64. fijo ( 18/10/2004 22:49)
:-D :-D :-D
ny fahazaran tsara ato dia izao.zatra manaja sipa ny bandy ato,mamaly foana rehefa hanoratana.tsy manompa fa mety miteny miolaka.
65. mimich ( 25/10/2004 12:57)
fijo> izao izany ilay atao hoe midoka tena oh papelika รดรดรด
ika> avy aiza indray no namoahanao izany
66. fijo ( 25/10/2004 23:53)
mimich>ka ndry nanontany ko.dia mba nilaza aho. :-D :-D :-D
ika>hay ve izany indray e.
67. ikaretsaka ( 26/10/2004 00:04)
zany ko
68. fijo ( 26/10/2004 22:47)
gateau izany e
69. mimich ( 31/10/2004 15:46)
de tsy arako ntsony zany e! fa maninona ndray no nisy resaka gateau vetivety teo
70. fijo ( 01/11/2004 23:50)
misy resaka gateau satria eto i fijo :-D :-D :-D
71. mimich ( 06/12/2004 14:53)
de mazotoa ary e! tandremo fotsiny tsy mahalevon-kanina
72. fijo ( 07/12/2004 00:23)
ity indray vavony vy ka
73. mimich ( 09/12/2004 15:42)
ka ny vy ve ry fijo hahay handevon-kanina ah mitahiry fotsiny izany ka oh hanahirana ihany satria mety hamoaka fofona hafahafa
74. fijo ( 09/12/2004 22:30)
fofom by ve
75. mimich ( 13/12/2004 15:42)
asa aloha ze filaza azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1109