Soa ny manandroa
22. vegas
(
16/08/2004 18:05)
Tsisy ny antony fa mahery ny fitia!
Mety oe fitiavana hafakely noho ilay tena vady no omen'dra sipakely ko omenareo tsiny aza ve lery?
Mety oe fitiavana hafakely noho ilay tena vady no omen'dra sipakely ko omenareo tsiny aza ve lery?
23. diavolana
(
16/08/2004 18:27)
le sipa aza manaiky kôtina kouh
ny ahy aloha ze hitako asiko daholo e (raha manaiky) ny viol no tsy azo atao, sy ny pédophilie
ny ahy aloha ze hitako asiko daholo e (raha manaiky) ny viol no tsy azo atao, sy ny pédophilie
26. poupounesana
(
17/08/2004 17:11)
toa tsy d manadanja daolo zany antony mahatonga anareo mampirafy zany!tena maivana marina eh
27. fijo
(
17/08/2004 22:20)
izao ilay izy e.marina fa tsara ialay vady,saingy mba tsy haritra indraindray ilay manja kely ary ivelany.dia lasa kely mihodina any,fa miverina eo ihany anie fa tsy hoaiza akory e.dia izay ve no tsy hoandry nareo?
28. yonikafopl
(
18/08/2004 08:37)
fijo zany tsy tokony hanambady raha tsy anjely amzay tsy mampirafy, satria ny manja tsy ho lany ka dia ho lany andro hampirafy eo.
tena maizana marina nareo lhl ireto ka!!!!!!!!
tena maizana marina nareo lhl ireto ka!!!!!!!!
29. mimich
(
18/08/2004 14:54)
poupoune> ekena
lema> enao no manao ny ataonao ko za no ampidirinao loza :roll:
lema> enao no manao ny ataonao ko za no ampidirinao loza :roll:
30. rabix
(
19/08/2004 00:40)
aza de masiaka lôtra e, fa matoa ange misy ny fampirafesana de nareo vhv no miaraka aminay e. zà alou tsy de mitrav be hoe hahazo sipa ankôtran'ny vady fa raha misy occasion tsy maninona e
33. fijo
(
19/08/2004 20:18)
marina mihintsy fa ny sipakely koa anie misarika mihintsy e.aiza moa izahay no tsy holasa kely indraindray.
35. poupounesana
(
21/08/2004 13:52)
zany v d excuse ry fijo?marina fa tsara ny zavaboarin'Atra fa izy tsy niteny mihitsy hoe ndana viravirao sy simbao! sady @zay na d le zavaboary mihitsy aza no manantona anareo nefa nareo efa manana, d manaiky tokoa nareo?fitiavantena anie zany eh!d aiza ny mba an'ny sasany raha ataonareo fialamboly daolo zay tsara.ataovy fa le anareo atokanareo ao antrano ao koa no alain'ny oll ho kilalaony...
36. vegas
(
21/08/2004 22:26)
poupunesana a! sipa ve njy de miteny oe simbaina? tsy manimba zany zay fa manambôtra aza no tokony ho izy. Ny indro kely fotsiny de refa vômbôtra ny sasany de lasa. Grrrrrrrrrr :x
37. poupounesana
(
22/08/2004 08:06)
ka marina mitsy zany we manimba zany raha vao efa manana vady nefa mbola miodina eh :MANIMBA, azon'i vegas sary antsaina tsara v zany we simba? mampalaelo ô?
38. mimich
(
23/08/2004 09:35)
ramaso> andray kosa e! ka raha toy izany foana ny toe-tsaina hoenti-miaina eto @ ity tany ity dfia tsy misy zavatra manjary fa mivadika biby ny oll
39. pitchou
(
23/08/2004 10:14)
ramaso> akipio tsara ny maso rehefa mahita an-drizareo manao zavatra mahavariana an! kou izany zany no atao hoe olon-dehibe tsinona kou!
