MATOTO ! ANGATRA ! ORERA.......

1. besoiiin ( 17/08/2004 18:43)
alina ity ny andro... efa @ 10 alina izao kanefa mbola tsy mahita tory aho... lasa ny heritreritro ... tena misy marina ve izany MATOTO sy ANGATRA izany e??? iza no efa nahita na nahatsikaritra na naheno??? mba hitantarao hoe!
2. fijo ( 17/08/2004 19:13)
toa nyfinoana rehetra io.ao an tsaina ihany no fisiany fa tsy aty ivelany akory.dia matoria amin'izay e
3. besoiiin ( 17/08/2004 19:20)
ZZZ! ZZZ! ZZZ!
4. ramoul ( 17/08/2004 20:21)
zah tsy hitantatra fa sô de manofy ratsy eo elah rahalina kou! an an an!!! :lol:
5. sambatra73 ( 18/08/2004 14:13)
bdb mitsy ny ttara @ zany, fa lazao ramoul a.
Any Dago nge ny phénomènes para-normal tô mazatra e. Fa refa all tokoa nge no fitatarana anazy, any ambanivoitra, refakeky lany ny labozy :^)
6. booboo ( 18/08/2004 14:17)
ramoul>mbola mazava ny andro fa tantarao alou a ! :-D
besoiin> :-D
7. fijo ( 18/08/2004 21:14)
io ary ra angatra fa tonga an.i ralolo sisa handrasana.
8. rasta ( 25/08/2004 09:07)
Ny matoatoa dia misy ary efa nahita nivantana izany aho . Ampy anareo ngamba izay.
9. fijo ( 25/08/2004 20:09)
tsy ampy izany rasta an.mila porofo izahay fa tsy angano.
10. crrlanto ( 25/09/2004 20:10)
eritreritra io é ,dia tonga ho azy ny fahitana
11. fijo ( 27/09/2004 22:09)
ataovy hoe misy dia amin\'izay matory haingana ary e
12. kabatritra ( 08/10/2004 12:24)
Raha mbola mihari-tory amin\'ny serasera eo ianao ry Besoiiin dia tsy hahita tory. Lojika angamba izany. Misy toerana natokana atoriana : ny fandriananao.
13. nananie ( 08/10/2004 12:50)
Hiverenako le resaka. Betsaka ny gasy efa nahita . Na aty an-dafy aza hono misy. Ao Angleterre indrindra2. Fa nisy rangah scientifique iray nanazava t@ télé hoe izy hono zvt psychologique fotsiny. Nanao expérience maromaro mantsy hono ry zareo tao anaty trano misy lolo, dia voaporofo daholo ny feo, sy ny zvt \"anormal\" nitranga tao. Ny olona \'zay nipetraka tao ary tena nino toko fa nisy angantra, dia lasa tsy natahotra intsony ary tsy naheno in2 intsony nony avy eo. Asa aloha kou!
14. kabatritra ( 08/10/2004 20:36)
Zà kosa aloha tsy hipetraka amin\'izany trano lazaina fa misy lolo izany. Ento aho Ratongotro ! :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.685