Bandy fohikely sy sipa lavabe
1. nikopol
(
18/08/2004 07:26)
Tsy maninona ve raha miaraka ny bandy fohikely sy sipa lavabe rehefa misy ny fitiavana? :lol:
Mety haharitra ve?
Mety haharitra ve?
novalian'i fijo ny 02/11/2004 23:32
2. tsiperifery
(
18/08/2004 07:32)
:o :o Zà izao fohibe , ny sipako lavakely, efa ela niarahana ary mbola miaraka tsara zahay hatr@ izao. Misy lalàna mametra ny halavàna angà moa @ ity resaka fitiavana ity ? :?:
3. ludo
(
18/08/2004 07:33)
efa voavalinao iany l fanontaniana ko!fa zao we ny fitiavana iany no mitondr'azy n'in n'in filazan'ny manodidina ka refa tsy manana complexes ianao:zany we enao tia azy izy koa tia anao d tsy itako ny olana amiko!!
4. nikopol
(
18/08/2004 07:41)
ka za aloha ohatran'ny tia azy fa izy lavabe, misy 25 cm eo ny elanelanay. Ka sao dia rehefa ela ny ela, io no manasaraka. Lazainy fa "mignon" aloha za e! :lol:
5. mira
(
18/08/2004 07:43)
sady tsy ny halavana na ny hafohy koa no mitondra azy io fa lay zavatra anakiray zay aleo tsy tononiko fa eritrereto
7. yonikafopl
(
18/08/2004 08:27)
raha ny halavan'ny vatana no tsy mitovy tsy hitako izay olana fa raha ny halavan'ilay fitiavana no misy elanelany izay no tsy hampaharitra azy.
8. nikopol
(
18/08/2004 08:56)
Ny blèma koa nge tsy miteny gasy le sipa e! mbola tsy maintsy resena koa zay handicaps zay. Izy efa lava be, mijerijery ny pokona rehefa miaraka izahay. Tena mety haharitra ve ?
Misaotra anareo namana mampirisika e!
Mira za aloha fohy kely fa teo amin'io lafiny io za no mba notahian'ny vitana fa tsy nifanaraka tamin'ny hahafoiko sy ny habeko. :lol:
:lol:
Misaotra anareo namana mampirisika e!
Mira za aloha fohy kely fa teo amin'io lafiny io za no mba notahian'ny vitana fa tsy nifanaraka tamin'ny hahafoiko sy ny habeko. :lol:
:lol:
15. fijo
(
18/08/2004 21:04)
ka ny bandy lava be aza miaraka amin'ny sipa fohy ko inona ny olana raha mifamadika??
20. nikopol
(
23/08/2004 06:17)
Misaotra ny namana fa efa nividy drigy za! :lol:
sady nividy perika afro amizay ohatran'ny lava.....
sady nividy perika afro amizay ohatran'ny lava.....