Bandy fohikely sy sipa lavabe
22. kally
(
23/08/2004 14:41)
Nikopol>takotakony @ ilay pataloha mamafa lalana be ireny ilay dirigy amin'izay tena ôtran'ny lava,ary raha mitaingina tongo-kazo? sa tsy sahy ianao?
23. fijo
(
23/08/2004 20:13)
de rehefa hoe dia mbola hanala tongo kazo aloha ve?ih,ih,ih,,i kally wa aza miadaladala hoatra an'io fa mba matotra. :x
25. nants
(
02/09/2004 16:48)
ny olana dia ity te hifidy ny rambony nefa matahotra ny lohany ny tiako lazaina dia tsotra rehefa miaraka aza menamenatra fa mba sahia miseho eny imasony olon-drehetra
27. kabatritra
(
03/09/2004 13:20)
Misy hevitra roa ity ry nikopol :
1) - asaivo trotrony ialahy na
2) - ataovy amin'izao raha 25 cm ilay zavatra fa feno izany ilay banga :lol:
1) - asaivo trotrony ialahy na
2) - ataovy amin'izao raha 25 cm ilay zavatra fa feno izany ilay banga :lol:
28. xxx
(
03/09/2004 14:19)
nikopol > raha tena tia élà dia tsy tokony hipetraka akory ilay fanontaniana. TSY TENA FITIAVANA IZANY. Sao dia attirance sexuelle na attirance physique fotsiny izany ????? tsy haharitra, ialao !!!!
30. nikopol
(
29/10/2004 08:46)
Milay be le miaraka amin\'ny sipa lavabe fa mihalava daholo ny ratsambatana rehetra. Ohatran\'ny nahazo vitamine D zany. :lol:
32. nikopol
(
29/10/2004 11:31)
Mumu, ny volo miakina amin\'ny toerany, misy mihalava de misy mihitsana! :lol:
36. kally
(
02/11/2004 18:00)
sao dia te-hanandrana kosa ary izy dia adalainareo izy izao dia lasa tsy sahy intsony :oops: ,aza miraharaha ny vavan\'ireo akia mumu fa andramo raha te-hanandrana kanjo a,dia hitandry eo hoe aiza ho aiza marina izany nihalava,tsy aleo mahita toy izay hitantaràna?