Mitsangana ny Fikambanan'ny Cyber (Blueline) eto Mada hanohitra ny tsy rariny

1. xxx ( 25/08/2004 07:39)
Satria :
:arrow: Ratsy qualité de service blueline (tapaka lava sy ambany debit...)
:arrow: Misavoritaka eo @ fomba fiasa (facture voaloha lazaina fa tsy voaloha ka anapahana connexion) ka mitarika fandaniam-potoana sy fahasorenana ary fahavoazana samihafa ara-bola
:arrow: Manao be marenina @ ireo fitarainana samihafa.
:arrow: Tsy mety manome logiciel ahafahana manara-maso ny consomation i blueline ka tsy fantatra intsony izay marina @ laninao
:arrow: Misondrotra ny frais de connexion blueline tsy ara-drariny izay mihoatra ny 50%
:arrow: Tsy takatry ny mpanjifa io fiakarana io nefa tsy misy tombony ho an'ny cyber
:arrow: Efa alohalika ny ranombary noho izany
:arrow: Sy ireo olana maro tsy voatonona mahazo antsika mpanjifa.
Dia :
:arrow: Nitsangana ny Fikambanan'ny Cyber mampiasa connexion Blueline
:arrow: Miasa avy hatrany io Fikambanana io ka rahampitso 26 Août ny fotoana eny @ route Digue misy ny Bureau Blueline. Hiady isika ary hitaky ny rariny ao @ DAF.
:arrow: Tongava miray hina fa tombotsoan'ny rehetra io. ary maika dia maika ny fitakiana
:?: Renseignement : Mr R. Patrick
Cyber TRADE Soavinandriana (face College de France)
tél 033 11 067 16 - 032 04 216 58
novalian'i besoiiin ny 12/10/2004 13:33
2. besoiiin ( 27/08/2004 10:37)
mivadiha DTS fa tsisy fika io
3. saoul ( 27/08/2004 22:57)
Fa maninn tokoa mikiry biby amin'io? sa efa nanao engagement? Mazotoa @ hetsika na zany aza e!
4. besoiiin ( 28/08/2004 22:42)
na higirevy eo aza ianareo afaka ny haninona mou??? andron'ny fahalalahana sy ny fifaninanana izao! rehefa hitanao fa kely siramamy ny mofogasy dia menakely hanina e!
5. jongy ( 01/09/2004 13:12)
bonne chance
Izay tsy mahatanty miala,katsaka anaty lapoaly
6. mcfy ( 10/10/2004 22:18)
ramaso> marina ny anao,
jongy,besoiin> raha hanaiky lembenana foana kosa v d rahoviana no hivoatra ny sasany? Ny mpanao mofo anie ka tsy voatery hahatsapa tokoa fa ampy na tsy ampy tsara ny siramamy narotsany tao e!
Mahereza ho an\'ny rehetra
7. besoiiin ( 12/10/2004 13:33)
aza manao izany ianareo fa ahoana mou no tsy ahafantaran\'ny bleu line hoe fôpla ny connexiony? hainy tsara izany fa ry lerony nge ty sôsy loatra e! ny tokony ataony dia mampitombo bande passante na mampihena client! faly hanao pub sy hampijabaka ny oul fotsiny ry zalahy! tena mangalatra sy mpamitaka tsotra izao! ialahy ve mivarotra débit 64 ! kanefa 3 no efficace tena azon\'iialahy ! ny ataovy antsaina ry client ajaina dia izao! raha mbola bleu line ny connexionao na 128 kbps na 64 kbps na 32kbps no alainao! dia tsarovy fa titre fotsiny io! ny vola aloha no samy hafa fa ny débit azonao dia 9kbps au max! ny antony? tsotra ihany! tena efa tsy maharaka ny sortie international n\'jareo! efa manao ambouteillage b ny clients! manao système antonoire e! fa ny marina dia aleo miova DTS ohatra toa izay hijabaka ao @ fatinkarana ao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1568