formats ouverts

1. dotmg ( 20/08/2004 15:14)
Taorian' ny shareware sy ny freeware ary ny nampalaza ny opensource, dia ity koa misy filozofia iray mikatsaka ny fahalalahana kokoa eo amin' ny resaka informatika, dia ny format ouvert (openformats).
Tsy mifankaiza amin' ny opensource, fa miantefa kokoa amin' ny mpanjifa sy ny mpampiasa informatika rehetra, izany hoe ny daholobe mihitsy no entanina mba hirona @ format ouvert fa tsy ny developpeur irery ihany.

www.openformats.org
novalian'i dotmg ny 23/08/2004 12:25
2. ramoul ( 20/08/2004 17:30)
tsara le izy, fa tsy misy am' teny frantsay ve izy io ry dotmg?
3. maintsokely ( 23/08/2004 10:00)
inona avy moa izao izany format ouvert izany?
4. dotmg ( 23/08/2004 12:25)
Misy teny frantsay ao dia misy teny malagasy koa.
http://www.openformats.org/mg ny malagasy
http://www.openformats.org/fr ny frantsay.

Ny format ouvert dia ny format izay ampahalalain' izay mpamorona azy ny spécification-ny. Toy ny HTML, PNG, JPEG, ZIP, GZ, BZ2, OGG, ... miampy ny format izay tsotra loatra ka fantatra ho azy (TXT,...)
http://dmoz.org/Computers/Data_Formats/Open_Standards/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1921